Communication Distrika Antsahasoa

Communication Distrika Antsahasoa Pejy hizarana ireo vaovaom-piangonana rehetra manerana ny Distrika Antsahasoa.

22/04/2023
19/04/2023

Mpisantatra Fmc Alefaaa!
Chefs sy Cheftaines ô! Entano izy ireo handray anjara fa andron’izy ireo izao!!!
Azon’ny fiangonana atao ihany koa ny manomana fankasitrahana ho an’ny mpandray anjara avy ao aminy na tsy voafidy aza izy aty amin’ny ambaratonga ambony.


Manasa an'ise hiditra ao amin'ny vondrona Mpisantatra FMC sehatra ifampizarana raha toa ka mbola tsy mpikambana ao ise

Filazan-draharaha sabata 15 Avrily 2023Distrika Antsahasoa
14/04/2023

Filazan-draharaha sabata 15 Avrily 2023
Distrika Antsahasoa

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity sabata ity.Isan'ireo vaovao lehibe ao anatin'ny filazan-draharaha vakiana amint...
08/04/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity sabata ity.

Isan'ireo vaovao lehibe ao anatin'ny filazan-draharaha vakiana amintsika anio ny programa "FANOSORANA MPITANDRINA" izay ho tontosaina eny amin'ny Gradin III Vatolampy mampiray ny 𝙎𝙖𝙗𝙖𝙩𝙖 𝟮𝟮 𝘼𝙥𝙧𝙞𝙡𝙮 𝟮𝟬𝟮𝟯 ho avy izao ka manentana antsika rehetra samy hitondra am-bavaka mba hahatontosa izany araka ny sitrapon'Andriamanitra.

Mirary sabata feno fitahiana ho antsika.

Faly miarahaba antsika.Ireto avy ireo filazan-draharaha anio sabata.Mirary sabata sambatra ho antsika rehetra
07/04/2023

Faly miarahaba antsika.

Ireto avy ireo filazan-draharaha anio sabata.

Mirary sabata sambatra ho antsika rehetra

07/04/2023

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity sabata ity.

Toy izao indray ny fandaminana eto anivon'ny Federasiona Madagasikara afovoany misy antsika mahakasika ny Assurance ho an'ity taona 2023 ity.

𝙈𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙖𝙛𝙞𝙙𝙮 𝟮 𝙞𝙨𝙞𝙠𝙖:

𝘼- 𝘼𝙨𝙨𝙪𝙧𝙖𝙣𝙘𝙚 𝘼𝙍𝙈 (𝘼𝙙𝙫𝙚𝙣𝙩𝙞𝙨𝙩 𝙍𝙞𝙨𝙠 𝙈𝙖𝙣𝙖𝙜𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩) aloa any amin'ny 𝘿𝙞𝙫𝙞𝙯𝙞𝙤𝙣𝙖 𝙎𝙄𝘿

Mizara roa ity Assurance ity ka toy izao ny andinindininy
⏺️ 𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝟏𝟓 𝐓𝐚𝐨𝐧𝐚: 𝟏$ 𝐧𝐚 𝟒 𝟒𝟎𝟎 𝐀𝐫
⏺️ 𝟏𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚: 𝟏,𝟏𝟓$ 𝐧𝐚 𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫

𝘽- 𝘼𝙨𝙨𝙪𝙧𝙖𝙣𝙘𝙚 𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙣-𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 aloa any amin'ny 𝙁𝙈𝘾

Assurance tokana ho an'ny sokajin-taona rehetra ( MINENF- JA - PCM - MIFEM)
⏺️ 𝟐 𝟓𝟎𝟎 𝐀𝐫

𝑭𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒓𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂: 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒈𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒔𝒊𝒓𝒂𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝑨 𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝑩.

Miarahaba antsika.Manasa antsika mpiandraikitra ny MINENF rehetra (CD, mpitarika isam-piangonana) mba hameno ity tatitra...
06/04/2023

Miarahaba antsika.

Manasa antsika mpiandraikitra ny MINENF rehetra (CD, mpitarika isam-piangonana) mba hameno ity tatitra ity ka hamerina izany araka ny daty voatondro.

Mifampilazà

05/04/2023

Ianao ry Tompo ô no tiako sy tia ahy
Ianao Jesosy ô no mpiahy ny fiainanay
Ianao irery no hitari-dalana anay
Ianao no Andriamanitray

#𝘾𝙤𝙢𝙢𝙚𝙣𝙘𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 #𝙎𝙙𝙖𝘼𝙣𝙠𝙖𝙙𝙞𝙡𝙖𝙡𝙖𝙢𝙥𝙤𝙩𝙨𝙮

Sce Fiduciaire
04/04/2023

Sce Fiduciaire

Ny momba ny fiangonana sy ny fananan tany indray no hohazavain'ny tompon'andraikitra amintsika amin'ny Zoma 7 Aprily izao

02/04/2023

Faly miarahaba antsika rehetra.

Nanao ahoana ny Kilasim-pandrosoana tao? Efa tena ao anatiny tanteraka isika rehetra ary hisaorana antsika mpitarika isam-piangonana ny fandavan-tenantsika rehetra manatanteraka izany, mamporisika hatrany kosa ireo izay mbola tsy manomboka, aza misalasala manatona ireo STAFF raha toa ka misy olana amin'ny fanaovana izany.

Sabata 08 Aprily (Avrily) 2022, SDA TANJOMBATO

FIHAONAMBEN'NY MPITARIKA TANORA ETO AMIN' NY DISTRIKA ANTSAHASOA.

Hanasana antsika mpitarika rehetra isam-piangonana (Mpisantatra, Mpisavalalana, Ambasadaoro, Zoky, PCM)

Zava-dehibe no hiaraha-midika sy ampitaina amintsika koa aoka samy hanao izany ho zava-dehibe isika mpitarika rehetra, aoka hifampilaza.

19/03/2023
Mahafinaritra ery ny miala sasatra eo am-pototr'ilay toerana fakana aina eo anivon'ny efitra karakaina.Eny tokoa, efa ts...
16/03/2023

Mahafinaritra ery ny miala sasatra eo am-pototr'ilay toerana fakana aina eo anivon'ny efitra karakaina.

Eny tokoa, efa tsy mikasokasoka be toy ny teo aloha intsony ny RADIO OASIS TANA 106.4 FM , ka manasa antsika rehetra hanaraka ireo fandaharana rehetra ao .

Tsy adino ihany koa ny mitondra am-bavaka mandrakariva.

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communication Distrika Antsahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share