12/05/2026
đđĄ'đ đđđŚđ˘đŚđŹ đđđĄđđ˘ đŚđ đŽđť'đťđ đąđ˛đđźđšđ ?
"đđżđ đťđ đźđšđźđťđŽ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ, đťđŽ đťđ đ¸đ˛đšđ đťđŽ đťđ đšđ˛đľđśđŻđ˛, đťđŽ đťđ đşđŽđťđŽđť-đ¸đŽđżđ˛đťđŽ đťđŽ đťđ đşđŽđšđŽđľđ˛đšđź, đťđŽ đťđ đđđ đŽđťđąđ˛đđź đťđŽ đťđ đŽđťđąđ˛đđź, đąđśđŽ đŽđşđ˝đŽđťđąđżđŽđśđđśđťđ đşđŽđżđśđ¸đŽ đ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đđŽĚđťđŽđťđ đŽđťđ¸đŽđđŽđťđŽđťđŽ đťđŽ đ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đľđŽđťđąđżđśđťđ đŽđđźđ¸đźđŽ, đşđŻđŽ đđđ đľđśđđ đľđŽđľđŽđđź đľđśđđśđąđ đťđŽ đľđśđđŽđżđźđđżđŽ, đŽđłđŽ-đđđ đśđđŽđ đşđŽđťđŽđťđŽ đťđ đşđŽđżđśđ¸đŽ, đąđśđŽ đťđ đŽđťđŽđżđŽđť'đťđ đŻđśđŻđś-đąđśđŽ, đťđŽ đťđ đśđđŽđť'đťđ đŽđťđŽđżđŽđťđ.", đđ˝đźđ¸đŽđšđđ˝đđ đđŻ:đđ˛-đđł
Tokony mba efa hazavazava amin'izay kosa angamba ity Tenin'Andriamanitra ity ho an'ireo izay mbola tsy mety mino satria dia efa ambara mazava mihintsy izao amin'ny fametrahana ity biometrika ity fa "mahavery zo ny tsy fanaovana azy", hoy ny Praiminisitra.
Mbola lasa very zo tampoka teo indray izany noho ny tsy fandraisana ity marika ity ?
2000 taona lasa teo izay no niteny Andriamanitra fa ampandraisina marika ny olona rehetra, ary tsy hahazo hividy sy tsy hahazo hivarotra izay tsy manana izany marika izany. Mazava ho azy fa very zo no dikan'izany satria izao tontolo izao mihintsy no hiray hina hitambatra hanenjika izay tena mino an'Andriamanitra sy mitana ny Filazantsaran'I Jesosy Kristy.
Avereno dinihina tsara anie izany hoe : very zo nohon'ny tsy fandraisana marika biometrika !
Raha dinihina ilay izy, toa zavatra kely tsy misy dikany tokoa, kanefa dia hiafara hatramin'ny fahaverezan-zo hono ?
Tsy mamono olona ianao, tsy mangalatra ianao, tsy manao kolikoly ianao, tsy migadra ianao, tsy misy ratsy ataonao akory fa dia very zo ho azy izany ianao rehefa tsy mety mandray io marika io. Izany no atao hoe "mariky ny bibidia", tsy safidy fa an-tery, ary ny olon'Andriamanitra mihintsy no tena ciblena amin'izany mba handĂ ny finoana an'I Jesosy Kristy.
Maro be mihintsy ireo lazaina fa mpanompon'Andriamanitra amin'izao, no mamporisika ny olona handray io marika io, kanefa tsarovy fa "tsy misy olona manana Famonjena omena anao izany", afa-tsy Jesosy Kristy Irery ihany. Ka raha nohon'ny mpanompon'Andriamanitra no nandavanao an'I Jesosy Kristy dia ho very miaraka amin'izany olona namitaka anao izany ianao.
"đđżđ đżđŽđľđŽ đşđśđđ đşđŽđťđąđżđ˛ đťđ đđ˛đťđśđ¸đź đ¸đŽ đđđ đşđśđđŽđťđąđżđśđťđŽ, đđđŽđľđź đđđ đşđśđđđŽđżđŽ đŽđđ; đłđŽ đđđ đđźđťđ´đŽ đľđśđđđŽđżđŽ đśđđŽđź đđźđťđđźđšđź đśđđŽđź đđľđź, đłđŽ đľđŽđşđźđťđˇđ đśđđŽđź đđźđťđđźđšđź đśđđŽđź. đđđŽđ đşđŽđťđąđŽ đđľđ đ¸đŽ đđđ đşđŽđťđąđżđŽđ đťđ đđ˛đťđśđ¸đź, đąđśđŽ đşđŽđťđŽđťđŽ đśđđŽđ đşđśđđđŽđżđŽ đŽđđ: đťđ đđ˛đťđ đśđđŽđ đťđźđšđŽđđŽđśđ¸đź, đśđđŽđťđ đśđľđŽđťđ đťđź đľđśđđđŽđżđŽ đŽđđ đŽđşđśđť'đťđ đŽđťđąđżđź đłđŽđżđŽđťđ", đđŽđźđťđŽ đđŽ:đ°đł-đ°đ´
Efa tena zahana toetra mihintsy izao ny finoan'izay milaza fa zanak'Andriamanitra, zahana toetra hoe finoana marina sa sarintsariny fotsiny. Betsaka izao no efa matahotra sy mipararetra manoloana ny fampihorohoroana ataon'i satana sy ireo mpanompony satria dia tsy ady ara-panahy fotsiny intsony izao no hatrehina fa ady ara-nofo mihintsy.
đ đđ§đđđ˘đ§đĽđ đđđĄđđ˘ ? đ đđĄđđ§đĽđ đđđĄđđ˘ ?
"đđŽ đťđŽ đśđđŽ đťđŽ đśđđŽ đťđź đľđź đşđ˛đťđŽđđżđŽ đđľđ đđ đťđ đđ˛đťđśđ¸đź, đąđśđŽ đľđź đşđ˛đťđŽđđżđŽ đŽđđ đ¸đźđđŽ đťđ đđŽđťđŽđ¸'đźđšđźđťđŽ, đżđŽđľđŽ đŽđđ đŽđşđśđť'đťđ đđźđťđśđťđŽđľđśđťđ đđ đťđ đŽđť'đťđ đĽđŽđśđťđ đŽđżđ đťđ đŽđť'đťđ đŽđťđˇđ˛đšđ đşđŽđđśđťđŽ.", đđśđźđ¸đŽ đľ:đŽđ˛
Menatra ny fitsaran'ny olona ? Menatra ny fijerin'ny olona ? Menatra ny bitsibitsika ataon'ny olona ?
Sa matahotra ny ho very zo ? Matahotra ny tsy hitovy amin'ny olona ? Matahotra ny ho ahilikiliky ny fiaraha-monina sy ny fianankaviana ?
Tena ho very zo ety amin'izao tontolo izao kosa aloha ianao raha tsy manaraka ny rafitra sy fitsipika apetrak'izao tontolo izao, fa tsarovy izay efa nolazain'I Jesosy Kristy.
"đđżđ đŽđđŽ đşđŽđđŽđľđźđđżđŽ đśđđŽđ đşđŽđşđźđťđź đťđ đđ˛đťđŽ, đťđ˛đłđŽ đđđ đşđŽđľđŽđ đşđŽđşđźđťđź đťđ đłđŽđťđŽđľđ; đłđŽ đŽđšđ˛đź đşđŽđđŽđľđźđđżđŽ đđđŽđ đşđŽđľđŽđ đşđŽđľđŽđđ˛đżđ đťđ đłđŽđťđŽđľđ đđ đťđ đđ˛đťđŽ đŽđź đŽđşđśđť'đťđ đľđ˛đšđź", đ đŽđđśđź đđŹ:đŽđ´
Izaho manokana izao, tsy matahotra manebaka sy mampiharihary ny asan'ny devoly, ary milaza aminao amim-pahasahiana mba tsy handray io marika teren'ny devoly apetraka aminao io satria dia mpanompon'ny devoly ireo olona manery anao ireo. Efa nanome toky Jesosy Kristy mba tsy hatahotra izay mamono ny tena nefa tsy mahay mamono ny fanahy. Ny devoly, afaka manono ny tena tokoa, fa tsy mahay mamono ny fanahy satria raha tena efa nanolo-tena ho an'I Jesosy Kristy marina dia efa voaafina any amin'I Jesosy Kristy ny fanahinao.
Raha tena mino an'I Jesosy Kristy marina ianao, na mbola hatramin'ny ainao aza no takiana ho asorina aminao dia tsy hisalasala akory ianao satria fantatrao ny Mpamonjy anao.
Alefa izao ny fampitahorana hoe ho very zo hono izay tsy manaiky handray io marika biometrika io, dia ny mpivavaka sasany, olona osa dia hanaiky izany satria matahotra ny ho voahilikilika.
"đđŽ đťđ đźđđŽ đđ đťđ đđđ đşđśđťđź đđ đťđ đđ˛đđŽđđ˛đđŽ đđ đťđ đşđ˝đŽđşđźđťđź đźđšđźđťđŽ đđ đťđ đşđ˝đśđˇđŽđťđ´đŽđˇđŽđťđ´đŽ đđ đťđ đşđ˝đŽđťđŽđź đźđąđ đżđŽđđđ đđ đťđ đşđ˝đŽđťđźđşđ˝đź đđŽđşđ˝đ đŽđżđ đťđ đşđ˝đŽđťđąđŽđśđťđ´đŽ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ đąđśđŽ đľđŽđťđŽđťđŽ đťđ đŽđťđˇđŽđżđŽđťđ đŽđź đŽđťđŽđđśđť'đťđ đłđŽđżđśđľđ đşđśđżđ˛đľđśđđżđŽ đŽđłđź đđ đđźđšđśđłđŽđżđŽ; đśđđŽđťđ đťđź đłđŽđľđŽđłđŽđđ˛đđŽđťđŽ đłđŽđľđŽđżđźđŽ.", đđ˝đźđ¸đŽđšđđ˝đđ đŽđ:đ´
Ny olona osa resahin'ny Tenin'Andriamanitra eto dia ireo milaza fa mpivavaka kanefa kanosa, tsy manana Hery. Mpivavaka mifangaro amin'izao tontolo izao, tsy mahasahy mijoro amin'ny Tenin'Andriamanitra, tsy mahasahy milaza ny Fahamarinana, tsy mahasahy mamonjy ny namany tsy ho latsaka ao anatin'ny fandriky ny devoly nohon'ny tahotra ny herin'ny devoly.
Jesosy Kristy dia Andriamanitra Mahery, fa tsy Andriamanitra osa akory. Mazava tsara izany fa ny zanak'Andriamanitra rehetra dia tsy maintsy Mahery tahaka an'Andriamanitra avokoa ary izany mihintsy no Antony nanomezany ny Fanahy Masina mba hahazahoantsika izay osa ilay Hery avy Aminy.
"đđŽ đľđŽđľđŽđđź đľđ˛đżđ đśđŽđťđŽđżđ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đľđśđšđŽđđđŽđľđŽđť'đťđ đđŽđťđŽđľđ đ đŽđđśđťđŽ đŽđşđśđťđŽđżđ˛đź, đŽđżđ đľđź đđŽđđźđšđźđşđŻđ˛đšđźđ¸đź đŽđťđ đđ˛đżđźđđŽđšđ˛đşđŽ đđ đ˛đżđŽđť'đś đđźđąđśđŽ đđ đŚđŽđşđŽđżđśđŽ đŽđżđ đľđŽđđżđŽđşđśđť'đťđ đłđŽđżđŽđť'đťđ đđŽđťđ.", đđđŽđť'đťđ đŽđ˝đźđđđźđšđ đ:đ´
Matoa ianao matahotra dia satria tsy ao aminao izany ny Fanahy Masina, ka hahatonga anao hisalasala, hirohoroho saina, hitebiteby, te hampandry saina ka hitady fampaherezana etsy sy eroa izay tsy araka an'Andriamanitra. Be dia be no milaza hoe tsy mariky ny bibidia izany io biometrika io. Ka maninona no terena ny olona, hampihorohoroana ny ho very zo ?
Efa nilaza ny Tenin'Andriamanitra fa đťđ đźđšđźđťđŽ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ, đťđŽ đťđ đ¸đ˛đšđ đťđŽ đťđ đšđ˛đľđśđŻđ˛, đťđŽ đťđ đşđŽđťđŽđť-đ¸đŽđżđ˛đťđŽ đťđŽ đťđ đşđŽđšđŽđľđ˛đšđź, đťđŽ đťđ đđđ đŽđťđąđ˛đđź đťđŽ đťđ đŽđťđąđ˛đđź, đąđśđŽ đŽđşđ˝đŽđťđąđżđŽđśđđśđťđ đşđŽđżđśđ¸đŽ đ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đđŽĚđťđŽđťđ đŽđťđ¸đŽđđŽđťđŽđťđŽ đťđŽ đ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đľđŽđťđąđżđśđťđ đŽđđźđ¸đźđŽ, đşđŻđŽ đđđ đľđśđđ đľđŽđľđŽđđź đľđśđđśđąđ đťđŽ đľđśđđŽđżđźđđżđŽ, đŽđłđŽ-đđđ đśđđŽđ đşđŽđťđŽđťđŽ đťđ đşđŽđżđśđ¸đŽ, đąđśđŽ đťđ đŽđťđŽđżđŽđť'đťđ đŻđśđŻđś-đąđśđŽ, đťđŽ đťđ đśđđŽđť'đťđ đŽđťđŽđżđŽđťđ.
đđđ˘đđĄđ đđđđĄđŹ đĄđ˘ đđđđ§đĽđđđđĄđ đđĄ'đđđđĄđŹ ?
"đđŽ đľđŽđľđŽđđź đľđ˛đżđ đśđŽđťđŽđżđ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đľđśđšđŽđđđŽđľđŽđť'đťđ đđŽđťđŽđľđ đ đŽđđśđťđŽ đŽđşđśđťđŽđżđ˛đź, đŽđżđ đľđź đđŽđđźđšđźđşđŻđ˛đšđźđ¸đź đŽđťđ đđ˛đżđźđđŽđšđ˛đşđŽ đđ đ˛đżđŽđť'đś đđźđąđśđŽ đđ đŚđŽđşđŽđżđśđŽ đŽđżđ đľđŽđđżđŽđşđśđť'đťđ đłđŽđżđŽđť'đťđ đđŽđťđ.", đđđŽđť'đťđ đŽđ˝đźđđđźđšđ đ:đ´
Rehefa mahazo Hery avy amin'Andriamanitra ianao dia ho tsinontsinona eo anatrahanao akory izay fampitahorana kely alefan'ny devoly aminao.
Ny devoly izao dia nanome hery izay olona afaka ampiasainy, dia izany no mahatonga azy afaka mampatahotra anao izay tsy manana Hery. Fa Andriamanitra kosa anefa dia efa nampanantena ny hanome Hery ho anao io, Hery hahatonga anao hanana fahefana, handresy, ho sahy, tsy ho menatra, ho voavonjy amin'ny alalan'ny Fanahy Masina. Izany indrindra no mahatonga an'I Jesosy Kristy Tompontsika manao hoe :
"đđťđąđżđź, đ˛đłđŽ đťđźđşđ˛đ¸đź đłđŽđľđ˛đłđŽđťđŽ đľđŽđťđśđđđŽđ¸đŽ đşđ˛đťđŽđżđŽđťđŽ đđ đşđŽđśđťđ´đźđ¸đŽ đđ đľđŽđťđąđżđ˛đđ đťđ đľđ˛đżđ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ đŽđťđŽđťđŽđť'đťđ đłđŽđľđŽđđŽđšđź đśđŽđťđŽđżđ˛đź, đ¸đŽ đđđ đľđśđđ đľđŽđşđ˝đŽđťđśđťđźđťđŽ đŽđťđŽđżđ˛đź đŽđ¸đźđżđ.", đđśđźđ¸đŽ đđŹ:đđľ
Satria fantatry ny Tompo fa amin'ny fotoana handraisanao ny Fanahy Masina dia tsy hisy hery hahatohitra anao ety amin'izao tontolo izao, ho resenao izay hery rehetra ananan'ny fahavalonao, ary hohitsakitsahinao sy hotorotoroinao izay fanafihan'ny devoly rehetra.
"đđżđ đśđđ đśđżđ˛đź đťđŽđľđŽđżđ˛đđ đŽđđ đťđźđľđź đťđ đŽđşđśđť'đťđ đżđŽđť'đťđ đđŽđťđŽđ¸'đźđťđąđżđ đŚđ đťđ đđ˛đťđ đłđśđšđŽđđŽđťđŽ đđđ, đđżđ đđđ đťđŽđťđ¸đŽđşđŽđşđ đťđ đŽđśđťđ đśđťđđđźđťđ đśđżđ, đťđŽ đąđśđŽ đľđź đłđŽđđ đŽđđŽ.", đđ˝đźđ¸đŽđšđđ˝đđ đđŽ:đđ
Tsy ety amin'izao tontolo izao no fiafaranao, ary tsy fahafatesana no lahatra ho anao fa Fiainana Mandrakizay. Tahakan'I Jesosy Kristy, izay Naharesy ary mbola handresy, dia tsy maintsy tahak'izany ihany koa izay manaraka Azy, mandresy ary mbola handresy.
"đđżđ˛đź đąđśđŽ đľđśđŽđąđ đŽđşđśđť'đťđ đđŽđťđŽđ¸'đźđťđąđżđ, đŽđżđ đťđ đđŽđťđŽđ¸'đźđťđąđżđ đľđŽđľđŽđżđ˛đđ đŽđđ, đđŽđđżđśđŽ đ§đźđşđ˝đźđť'đťđ đđźđşđ˝đź đđ đ đ˝đŽđťđˇđŽđ¸đŽđť'đťđ đşđ˝đŽđťđˇđŽđ¸đŽ đđđ, đŽđżđ đľđŽđľđŽđżđ˛đđ đŽđđ đ¸đźđŽ đśđđŽđ đşđźđşđŻđŽ đđđ, đąđśđŽ đźđšđźđťđŽ đđźđŽđťđđđź đđ đđźđŽđłđśđąđ đŽđżđ đşđŽđľđŽđđźđ¸đ.", đđ˝đźđ¸đŽđšđđ˝đđ đđł:đđ°
Efa nanambara Andriamanitra fa hiady amin'I Jesosy Kristy ny devoly, ka ho resin'I Jesosy Kristy satria Izy đ§đźđşđ˝đźđť'đťđ đđźđşđ˝đź đđ đ đ˝đŽđťđˇđŽđ¸đŽđť'đťđ đşđ˝đŽđťđˇđŽđ¸đŽ đđđ. Dia mbola ho tahak'izany ihany koa aminao, mbola hiady aminao ny devoly ary ho resinao satria ianao đđźđşđ˝đź đđ đşđ˝đŽđťđˇđŽđ¸đŽ, satria ianao miaraka amin'I Jesosy Kristy, satria ianao đźđšđźđťđŽ đđźđŽđťđđđź đđ đđźđŽđłđśđąđ đŽđżđ đşđŽđľđŽđđźđ¸đ.
đĽđđđŚđ˘ đđđŚđ˘đŚđŹ đđĽđđŚđ§đŹ đđ˘ đ§đ˘đ đŁđ˘đĄ'đĄđŹ đđđđđĄđđĄđđ˘ đ đđ đđđĄđđĽđđđŚđđĄđđ˘ đđđđŹ đđđĽđŹ đđŠđŹ đđ đđĄ'đĄđŹ đđđĄđđđŹ đ đđŚđđĄđ
"đđŽ đŁđ˛đđ˛đżđŽ đđ đťđ đđ˝đźđđđźđšđ đťđŽđşđŽđšđ đ¸đŽ đťđŽđťđŽđź đľđźđ˛: đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđżđŽ đťđź đđźđ¸đźđťđ đľđ˛đ¸đ˛đťđŽ đşđśđľđźđŽđđżđŽ đťđźđľđź đťđ đźđšđźđťđŽ. đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđżđ đťđ đżđŽđđŽđťđđđśđ¸đŽ đ˛đłđŽ đťđŽđťđŽđťđ´đŽđťđŽ đŽđť'đś đđ˛đđźđđ, đđđŽđ đťđźđđźđťđźđśđť'đťđ đđŽđťđŽđťđŽđżđ˛đź đťđŽđľđŽđťđđźđťđŽđżđ˛đź đđ˛đź đŽđşđśđť'đťđ đľđŽđđź. đđđ đťđŽđđŽđťđąđżđŽđđżđ đťđ đđŽđťđŽđťđŽ đŽđťđ¸đŽđđŽđťđŽđť'đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđżđŽ đľđź đ§đźđşđ˝đź đđ đ đ˝đŽđşđźđťđˇđ, đľđŽđťđźđşđ˛ đłđśđŻđ˛đŻđŽđľđŽđťđŽ đđ đłđŽđşđ˛đšđŽđť-đ¸đ˛đšđźđ¸đŽ đľđź đŽđť'đťđ đđđśđżđŽđ˛đšđ. đđżđ đśđđŽđľđŽđ đąđśđŽ đđŽđđźđšđźđşđŻđ˛đšđźđť'đśđđŽđťđ đđŽđđŽđđżđŽ đśđđŽđťđ, đŽđżđ đťđ đđŽđťđŽđľđ đ đŽđđśđťđŽ đ¸đźđŽ, đđđŽđ đ˛đłđŽ đťđźđşđ˛đť'đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđżđŽ đťđ đşđŽđťđŽđśđ¸đ đđđ.", đđđŽđť'đťđ đŽđ˝đźđđđźđšđ đą:đŽđľ-đŻđŽ
Maro be ny fampianaran-diso miely, mamitaka ny olona miely manerana izao tontolo izao, mampanalavitra ny olona amin'ny sitrapon'Andriamanitra. Mazava sy mahitsy ny Tenin'Andriamanitra anefa fa amin'ny fotoana hibebahanao sy handraisanao ny Famelan-keloka no fotoana handraisanao an'I Jesosy Kristy ho đ§đźđşđ˝đź đđ đ đ˝đŽđşđźđťđˇđ ny fiainanao. Ary izay manaiky mandray an'I Jesosy Kristy amin'izany no homen'Andriamanitra ny Fanahy Masina. Izany no antsony tsy maintsy hinoantsika ny Filazantsaran'I Jesosy Kristy dia ny nahafatesany noho ny fahotantsika, sy ny namonoana Azy ho faty teo amin'ny Hazo Fijaliana ary ny nananganan'Andriamanitra Azy tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo. Izany no Teny Filazantsaran'I Jesosy Kristy izay handraisanao ny Famonjena.
"đđźđŽ đŽđźđ¸đŽ đľđź đłđŽđťđđŽđđżđ đťđ đđŽđżđŽđťđŽđ¸'đśđđśđżđŽđ˛đšđ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ đşđŽđżđśđşđŽđżđśđťđŽ đłđŽ đśđťđ đđ˛đđźđđ đťđźđľđźđşđŻđźđŽđťđŽđżđ˛đź đđŽđşđśđť'đťđ đľđŽđđź đłđśđˇđŽđšđśđŽđťđŽ đśđťđ đąđśđŽ đ˛đłđŽ đťđŽđđŽđźđť'đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđżđŽ đľđź đ§đźđşđ˝đź đđ đđżđśđđđ. đđżđ đżđŽđľđŽ đťđŽđťđąđżđ˛ đśđđŽđťđ đťđ đźđšđźđťđŽ, đąđśđŽ đđźđŽđđđśđťđąđżđźđťđŽ đđŽđş-đ˝đźđťđ đ¸đŽ đťđŽđťđŽđź đđŽđşđśđť'đś đŁđ˛đđ˛đżđŽ đđ đťđ đđ˝đźđđđźđšđ đťđŽđşđŽđťđ đľđźđ˛: đĽđ đżđŽđľđŽđšđŽđľđ, đśđťđźđťđŽ đťđź đľđŽđđŽđźđťđŽđ? đđżđ đľđźđ đŁđ˛đđ˛đżđŽ đđŽđşđśđťđ: đ đśđŻđ˛đŻđŽđľđŽ, đŽđżđ đŽđźđ¸đŽ đđŽđşđ đľđŽđđŽđź đŻđŽđđśđđŽ đŽđşđśđť'đťđ đŽđťđŽđżđŽđť'đś đđ˛đđźđđ đđżđśđđđ đśđŽđťđŽđżđ˛đź đżđ˛đľđ˛đđżđŽ đşđŻđŽ đľđŽđľđŽđđź đłđŽđşđ˛đšđŽđťđŽ đťđ đľđ˛đšđźđ¸đŽđżđ˛đź; đŽđżđ đśđŽđťđŽđżđ˛đź đľđŽđťđąđżđŽđ đťđ đłđŽđťđźđşđ˛đđŽđťđŽ, đąđśđŽ đťđ đđŽđťđŽđľđ đ đŽđđśđťđŽ; đłđŽ đťđ đđ˛đťđ đłđśđ¸đŽđđŽđťđŽ đąđśđŽ đľđź đŽđťđŽđżđ˛đź đđ đťđ đđŽđťđŽđ¸đŽđżđ˛đź đŽđżđ đľđź đŽđť'đśđđŽđ đżđ˛đľđ˛đđżđŽ đšđŽđđśđđżđŽ, đťđŽ đśđđŽ đťđŽ đśđđŽ đľđŽđťđđđźđśđť'đś đđ˛đľđźđđŽđľ đđťđąđżđśđŽđşđŽđťđśđđđśđ¸đŽ đľđŽđťđŽđđźđťđŽ đđđ.", đđđŽđť'đťđ đŽđ˝đźđđđźđšđ đŽ:đŻđ˛-đŻđľ
Ka ambara aminao marimarina androany, fa "đđżđ đđđ đşđśđđ đłđŽđşđźđťđˇđ˛đťđŽ đŽđşđśđť'đťđ đľđŽđłđŽ; đłđŽ đđđ đşđśđđ đŽđťđŽđżđŽđťđŽ đľđŽđłđŽ đŽđşđŻđŽđťđśđť'đťđ đšđŽđťđśđđżđŽ đťđźđşđ˛đťđŽ đťđ đźđšđźđťđŽ đśđđŽđ đľđŽđľđŽđđźđŽđťđđđśđ¸đŽ đłđŽđşđźđťđˇđ˛đťđŽ. ", đđđŽđť'đťđ đŽđ˝đźđđđźđšđ đ°:đđŽ. Ny Anaran'I Jesosy Kristy no nomen'Andriamanitra hahazahoantsika Famonjena, handraisana ny Fibebahana sy ny Famelan-keloka, handraisana ny Fanahy Masina.
Rahalahy, Anabavy, izao mihintsy no fotoana hiavahana sy hisitahana amin'izao tontolo izao. Izao mihintsy no fotoana hisehoan'ny finoanao an'I Jesosy Kristy.
Efa nilaza Jesosy Kristy fa "đ§đđ đťđŽđşđŽđť đśđđŽđź đđźđťđđźđšđź đśđđŽđź đśđđ, đđŽđľđŽđ¸đŽ đđľđ đđđ đťđŽđşđŽđť'đśđđŽđź đđźđťđđźđšđź đśđđŽđź.", đđŽđźđťđŽ đđł:đđ˛, ka aza misisika hiaraka amin'izao tontolo izao ianao.
Efa manomboka manilika antsika izao tontolo izao, manomboka hiady amintsika, manomboka hanenjika mafy antsika ka mijoroa ary matokia na dia hatramin'ny fahafatesana azy dia homeko anao ny satroboninahitra Fiainana, hoy ny Tenin'Andriamanitra (Apokalypsy 2:10)
"đđđŽđťđ đťđź đśđżđŽđđźđżđŽđđźđŽđťđŽđżđ˛đź, đťđŽ đąđśđŽ đŽđşđ˝đŽđšđŽđľđ˛đšđźđđśđťđŽ đđ˛đđśđđ˛đđ đŽđťđ¸đ˛đľđśđđżđśđťđ đŽđşđśđť'đťđ đłđŽđ¸đŽđş-đ˝đŽđťđŽđľđ đşđŽđżđź đđŽđşđ đľđŽđłđŽ đŽđđŽ đśđŽđťđŽđżđ˛đź, đżđŽđľđŽ đđđ đşđŽđśđťđđđ đľđśđđ đśđđŽđťđ, đşđŻđŽ đľđź đľđśđđŽ đľđź đłđśđąđ˛đżđŽđťđŽ đđ đđźđťđśđťđŽđľđśđđżđŽ đŽđżđ đłđŽđťđ¸đŽđšđŽđđŽđťđŽ đťđ đłđśđđŽđľđŽđť-đđźđ˛đđżđŽ đťđ đłđśđťđźđŽđťđŽđżđ˛đź (đśđđŽđ đđđŽđżđŽ đšđŽđđśđđżđŽ đťđźđľđź đťđ đđźđšđŽđşđ˛đťđŽ đşđ˛đđ đľđź đđśđşđŻđŽ, đťđŽ đąđśđŽ đđźđŽđđŽđľđŽ đđźđ˛đđżđŽ đđŽđşđśđť'đťđ đŽđłđź đŽđđŽ), đąđśđŽ đŽđşđśđť'đťđ đľđśđđ˛đľđźđŽđť'đś đđ˛đđźđđ đđżđśđđđ", đ đŁđ˛đđ˛đżđŽ đ:đ˛-đł
Zarao amin'ny olona rehetra fa efa akaiky ny farany
đđ˛đđźđđ đđżđśđđđ đťđź đ§đźđşđ˝đź