Miaina ny tenin’Andriamanitra isan’andro

Miaina ny tenin’Andriamanitra isan’andro Partage de versets bibliques au quotidien

Iza avy no efa manao? Na tsy complet isak'ireo fotoana ireo aza?
20/02/2025

Iza avy no efa manao? Na tsy complet isak'ireo fotoana ireo aza?

Il suffit de prier et tout ira bien 🙏🥰
10/02/2025

Il suffit de prier et tout ira bien
🙏🥰

Ny soa fianatra. Ny tenin'Andriamanitra lesona tsara ho antsika 🙏Zaraiko aminao io verset io mba hanampy antsika hiaina ...
29/01/2025

Ny soa fianatra. Ny tenin'Andriamanitra lesona tsara ho antsika 🙏
Zaraiko aminao io verset io mba hanampy antsika hiaina ny tenin'Andriamanitra🫶💌
Tafandria mandry aby 😌😌💖

Ianao koa ve efa mampiasa application hanampy anao hivavaka ?👇👇👇
02/06/2024

Ianao koa ve efa mampiasa application hanampy anao hivavaka ?
👇👇👇

𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗜𝗞𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗬 𝗔𝗛𝗬 𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗡𝗗𝗔𝗬.

⏭️Maro ireo "application" azotsika apiasaina hanampy atsika amin'ny fandalinam-pinoana isanandro ary mety amin'izay toerana misy atsika, ireto misy ohatra vitsivitsy, misy amin'ny fiteny malagasy, frantsay ary anglisy :

- Laudate.
- Hozana.
- Bible Catholique.
- Rosario.
- Prions en église.
- Magnificat.
- Evangile au quotidien.
- Liturgie catholique.
- Aelf-lecture du jour.
- YouPray.
- Bible de Jérusalem.
- Confession.
- Youcat.
- Prier en chemin.
- Mon carême.
- Croire.
- Missel Catholique.
- Bible app for kids.

15/03/2024

Mon Dieu,
Si je suis dans l'erreur, corrige-moi.
Si je suis perdu, guide moi.
Si je commence à désister, fais-moi continuer.
Amen.

Mifandefera ka mifamelà heloka ianareo 🫂Tahaka ny namelan'ny Tompo ny helokareo no aoka mba hamelanareo heloka koa🙏Kol. ...
29/12/2023

Mifandefera ka mifamelà heloka ianareo 🫂
Tahaka ny namelan'ny Tompo ny helokareo no aoka mba hamelanareo heloka koa🙏
Kol. 3:13

Alao hery ry namana, fa ny fahafaham-po eto an-tany dia mandalo ihany. Katsaho ny hiainana ny fahasambarana sy fahafaham...
17/10/2023

Alao hery ry namana, fa ny fahafaham-po eto an-tany dia mandalo ihany. Katsaho ny hiainana ny fahasambarana sy fahafaham-po any amin’ny mandrakizay.

" Mahafinaritra ny zavatra rehetra nefa ny eto an-tany tsy mety mahafa-po"
Md Louis Martin

Bonne fête de l’Assomption à tous 🙏Que Maman Marie veille sur nous et sur le monde. Qu'elle apporte son Amour et sa Paix...
15/08/2023

Bonne fête de l’Assomption à tous 🙏
Que Maman Marie veille sur nous et sur le monde. Qu'elle apporte son Amour et sa Paix dans le cœur de chaque être.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miaina ny tenin’Andriamanitra isan’andro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share