22/05/2026
Indraindray, ny vavaka tsy mivaly araka izay nirintsika dia mety ho valimbavaka ihany koa.
Satria tsy izay rehetra angatahintsika no mahasoa antsika amin’ny fotoana rehetra.
Misy fotoana Andriamanitra mamaly hoe :
“Eny”
“Miandrasa”
na “Tsia” satria misy tsara kokoa voatahiry.
Ny fahanginana aza indraindray dia fitarihana, fampianarana faharetana, na fiarovana amin’ny zavatra mety handratra antsika.