05/04/2026
🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Alahady 05 aprily 2026
🇲🇬
Joba 19 : 23 - 27
Enga anie ka ho voasoratra ny teniko! Enga anie ka ho voatomboka eo amin'ny boky ireny! Enga anie ka ho voasoratra amin'ny vy fanoratana sady voasy firaka eo amin'ny vatolampy ho mandrakizay izy! Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra* ahy, ka hitsangana any am-parany** eo ambonin'ny vovoka Izy.[*Hebreo: Goela, **Na: ho farany] Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin'ny nofoko aho, dia hahita an'Andriamanitra*;[* Na: Dia hahita an'Andriamanitra amin'ny nofoko aho] Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko* ato anatiko.[Hebreo: voako]
🇨🇵
â€â€â€â€Job 19:23-27 BDS‬
[23] Oh ! si quelqu’un voulait ╵consigner mes paroles ! Si quelqu’un voulait bien ╵les graver dans un livre ! [24] Que d’une pointe en fer ╵ou d’un stylet de plomb, elles soient incisées ╵pour toujours dans le roc ! [25] Mais je sais, moi, ╵que mon défenseur est vivant : en dernier lieu ╵il surgira sur la poussière. [26] Après que cette peau ╵aura été détruite, moi, dans mon corps, ╵je contemplerai Dieu. [27] Oui, moi, je le verrai ╵prendre alors mon parti, et, de mes propres yeux, ╵je le contemplerai. ╵Et il ne sera plus ╵un étranger pour moi. Ah ! mon cœur se consume ╵d’attente au fond de moi.
🇺🇲
Job 19:23-27
[23]“Oh, that my words were recorded,
that they were written on a scroll,
[24]that they were inscribed with an iron tool on lead,
or engraved in rock forever!
[25]I know that my redeemer lives,
and that in the end he will stand on the earth.
[26]And after my skin has been destroyed,
yet in my flesh I will see God;
[27]I myself will see him
with my own eyes—I, and not another.
How my heart yearns within me!