23/05/2026
❌🔥 TONTOSA SOAMANTSARA NY MARAINA TEO NY BATISA HO AN’IREO MPINO VAOVAO IZAY VONONA NY HIROSO LALINA NY AMIN’NY FANOMPOANA SY NY FANARAHANA AN’I JESOSY KRISTY.
AZO ANTOKA FA NIFALY INDRAY NY LANITRA…
« Koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidikao anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao » Matio 28:19-20
RAHAMPITSO INDRAY NY FOTOANA HO AMIN’NY FANOMPOANA MASINA AO AMIN’NY REHOBOTH CITY
SHALOM.
➡️ Lien YouTube 👇👇👇 ABONNEZ-VOUS 👇👇
https://youtube.com/?si=WKrd-1oj61wnq7xN