FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .

FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara . Pejy ofisialin' ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara. Misy ireo vaovao FJKM.

26/08/2026
26/08/2026
26/08/2026
26/08/2026

Ton Sol 2:12
"Tonga ny taona fanaovam-peo fifaliana"

1. Mifamatotra ny tonon-taona sy ny fifaliana : fiakaran'ny vokatra ity fotoana ity

2. Toy izany ny fitiavana tonga eo amin'ny hafenoany indrindra.

3. Nandalo sa naharitra izay fotoana izay taminareo? Azo iverenana foana

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alarobia 26 aogositra  2026 🇲🇬III Jaona 1 - 8 Izaho loholona* mamangy an'i Gaio, ilay malala, izay tiak...
26/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alarobia 26 aogositra 2026

🇲🇬
III Jaona 1 - 8
Izaho loholona* mamangy an'i Gaio, ilay malala, izay tiako amin'ny fahamarinana. [* Grika: Ny presbytera] Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany. Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana. Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako. Ry malala, manao asa mahatoky ianao na amin'inona na amin'inona ataonao amin'ireo rahalahy ireo, na dia vahiny aza izy, izay nanambara ny fitiavanao teo anatrehan'ny fiangonana*; dia ho soa no ataonao, raha mamoaka azy koa araka izay miendrika hatao noho ny amin'Andriamanitra ianao; [* Grika: eklesia] fa noho ny Anarana no niaingany, ka tsy naka na inona na inona tamin'ny jentilisa izy. Koa isika dia tokony handray tsara izay toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin'ny fahamarinana.
🇨🇵
‭3 Jean 1:1-8 BDS‬
[1] L’Ancien, à mon bien cher Gaïus que j’aime dans la vérité. [2] Cher ami, je souhaite que tu prospères à tous égards et que tu sois en aussi bonne santé physique que tu l’es spirituellement. [3] Je me suis beaucoup réjoui lorsque des frères sont venus de chez toi et m’ont rendu ce témoignage : tu demeures attaché à la vérité et tu vis selon cette vérité. [4] Je n’ai pas de plus grande joie que d’apprendre que mes enfants vivent selon la vérité. [5] Cher ami, tu agis avec fidélité dans ce que tu accomplis pour les frères qui, de plus, sont des étrangers pour toi. [6] Ils ont rendu témoignage à ton amour devant l’Eglise. Tu agiras bien si tu pourvois à la suite de leur voyage d’une façon qui plaît à Dieu. [7] En effet, c’est pour proclamer Christ qu’ils sont partis sans rien accepter de la part des non-croyants. [8] C’est donc notre devoir d’accueillir de tels hommes. Ainsi nous collaborerons à ce qu’ils font pour la vérité.
🇺🇲
3 John 1:1-8
[1]The elder, To my dear friend Gaius, whom I love in the truth.
[2]Dear friend, I pray that you may enjoy good health and that all may go well with you, even as your soul is getting along well.
[3]It gave me great joy when some believers came and testified about your faithfulness to the truth, telling how you continue to walk in it.
[4]I have no greater joy than to hear that my children are walking in the truth.
[5]Dear friend, you are faithful in what you are doing for the brothers and sisters, even though they are strangers to you.
[6]They have told the church about your love. Please send them on their way in a manner that honors God.
[7]It was for the sake of the Name that they went out, receiving no help from the pagans.
[8]We ought therefore to show hospitality to such people so that we may work together for the truth.

   26 - 30 Aogositra 2026An- dĂ lana, teny amin' ny port Ankify teny.Mahatsiro amim-bavaka ireo tanorantsika isika FJKM
25/08/2026



26 - 30 Aogositra 2026
An- dĂ lana, teny amin' ny port Ankify teny.
Mahatsiro amim-bavaka ireo tanorantsika isika FJKM

25/08/2026



Ry Laika FJKM , Jereo hatramin'ny farany fa ao daholo ny tsara ho fantatra. Soava dia dia mahavitĂ  fihaonambe finaritra.
📸

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Talata 25 aogositra  2026 🇲🇬Nehemia 7 : 1 - 3Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sa...
25/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Talata 25 aogositra 2026

🇲🇬
Nehemia 7 : 1 - 3
Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita, dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Koa hoy izaho tamin'ireo : Aza avela hovohana ny vavahadin'i Jerosalema mandra-pahafanan'ny andro; ary raha mbola mijanona eo ny mpiambina, dia aoka harindriny ny varavarana, ka hidionareo; ary manendre mpiambina avy amin'izay monina ato Jerosalema ihany samy ho eo amin'ny fiambenany avy, dia samy ho eo amin'ny tandrifin'ny tranony avy.
🇨🇵
‭Néhémie 7:1-3 BDS‬
[1] Lorsque la muraille fut achevée et que j’eus posé les battants des portes, on établit dans leurs fonctions les portiers, les musiciens et les lévites. [2] Je confiai le commandement de Jérusalem à mon frère Hanani ainsi qu’à Hanania, le gouverneur de la forteresse, car c’était un homme de confiance qui, plus que beaucoup d’autres, craignait Dieu. [3] Je leur donnai les consignes suivantes : Les portes de Jérusalem ne s’ouvriront pas avant que le soleil ne soit haut dans le ciel et, le soir, on fermera les battants et on les verrouillera pendant que les portiers seront encore là. De plus, les habitants de Jérusalem établiront un tour de garde, les uns ayant leur poste, et les autres surveillant les abords de leurs maisons.
🇺🇲
Nehemiah 7:1-3
[1]After the wall had been rebuilt and I had set the doors in place, the gatekeepers, the musicians and the Levites were appointed.
[2]I put in charge of Jerusalem my brother Hanani, along with Hananiah the commander of the citadel, because he was a man of integrity and feared God more than most people do.
[3]I said to them, “The gates of Jerusalem are not to be opened until the sun is hot. While the gatekeepers are still on duty, have them shut the doors and bar them. Also appoint residents of Jerusalem as guards, some at their posts and some near their own houses.”

25/08/2026

2 Pet 3:12
"Sady manantena no mampahafaingana ny hiavian'ny andron'Andriamanitra"

1. Mahakivy ny fahoriana, dia miraviravy tanana isika

2. Afaka mampahafaingana ny fandresena izany anefa isika

3. Torio ny Filazantsara hifaranan'izao fahoriana izao (Mat 24:14)

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara . posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .:

Shortcuts

Share