Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro Faha-7 Ambohidratrimo

Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro Faha-7 Ambohidratrimo Église Adventiste du 7 ème Jours Ambohidratrimo
District Ambohidratrimo-Alakamisy
Fédération Madagascar Centre ❤️

— Page Officielle ✅ —

Ndao hianatra ANGLAIS MAIMAIMPOANA ❤️
27/07/2026

Ndao hianatra ANGLAIS MAIMAIMPOANA ❤️

18/05/2026

Journée mondiale des Aventuriers 💜

Eh ‼️ Mahasoa anao ity Cours math & physique ( 3ème ); Informatique GRATUIT
24/04/2026

Eh ‼️ Mahasoa anao ity
Cours math & physique ( 3ème ); Informatique GRATUIT

Sabata, 21 Martsa 2026 ❤️Teny Mangalaza no nanatanterahiny Tanora JA sy ny fiangonana ny Global youth day t@ ty taona it...
21/03/2026

Sabata, 21 Martsa 2026 ❤️
Teny Mangalaza no nanatanterahiny Tanora JA sy ny fiangonana ny Global youth day t@ ty taona ity
Nisy ny antsan-kira izay niarahana t@ Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo, Ny fizarana trakta, Ny fampaherezana ary ny fanampiana ireo olona liana teo an-toerana ✨

Sabata, 10 Janoary 2026 ❤️Tsy adinony fiangonana ireo Raiamandreny Mpitarika sy ireo Be antitra (+70 taona ) t@ nahatrat...
16/01/2026

Sabata, 10 Janoary 2026 ❤️
Tsy adinony fiangonana ireo Raiamandreny Mpitarika sy ireo Be antitra (+70 taona ) t@ nahatratrana ny taona 2026 ka notolorany fiangonana solombody akoho izy ireo ✨

05/01/2026

Firarintsoa avy @ Loholon’ny Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro Faha-7 Ambohidratrimo t@ nahatratrarana ny taona vaovao 2026 ✨💗

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo

Telephone

+261386706696

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro Faha-7 Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro Faha-7 Ambohidratrimo:

Shortcuts

Share