Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy

Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy « Makany amin’i Jesoa miaraka amin’i Masina Maria » 💙🙏🏻

💙Ave Maria 💙Androany alahady 12 oktobra 2025 dia natokanay hankalazana ny fetinay Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy  ....
12/10/2025

💙Ave Maria 💙

Androany alahady 12 oktobra 2025 dia natokanay hankalazana ny fetinay Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy .

💙Vonona Vanona Miaina ny tena Fitiavana 💙

Ave Maria18 juillet 1830- 18 juillet 2025 195 eme anniversaire de la première apparition de la vièrge Marie à Sainte Cat...
18/07/2025

Ave Maria
18 juillet 1830- 18 juillet 2025
195 eme anniversaire de la première apparition de la vièrge Marie à Sainte Catherine Labouré(fisehoan'i Masina Maria voalohany t@ Mb Catherine labouré mba hanorenana ny fikambanana)
Faly miarahaba antsika TMV rehetra tsy ankanavaka tonga fety androany ,i Masina Maria reny anie no ho modely sy fitaratra ho antsika mandrakariva fa hamendrika antsika ho eo anakavanan'i Jesoa zanany
Mifampivavaka hatrany🙏🙏, hiroborobo hatrany anie ny Fikambanana 😊🙏
MAGNIFICAT🙏🙏🤗

😊Ave Maria 😊😊😊Miarahaba an' i  Toky  sy Tsinjo fa vita soa amatsara ny fanamasinana ny mariagen'izy roa ireto😊😊
29/06/2025

😊Ave Maria 😊
😊😊Miarahaba an' i Toky sy Tsinjo fa vita soa amatsara ny fanamasinana ny mariagen'izy roa ireto😊😊

23/06/2025

💨💓💚 Ave Maria💨💓💚

Volana jona tokoa izao ,fankalazana ny fetim-pirenentsika Malagasy🇲🇬🇲🇬
Ka ny Vovonan'ny Tanora Masina Misely Itaosy dia nanamarika izany ny ASABOTSY 21 JONA lasa teo ka nandray anjara tamin'izany ny Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy 🇲🇬🇲🇬
Sary vitsivitsy tamin'izany ary oh

MAGNIFICAT

11/05/2025

💙Ave Maria💙
💙❤Faly miarahaba an'i Lucia Zandry Marialy tamin'ny fandresena azony anio tamin'ny fifaninanan-kira nandritra ny vahatra Mi'talenta💙❤
💙Magnificat💙

💙Ave Maria 💙Isaorana an'Andriamanitra lehibe fa vita soa ny "exposition " izay notanterahina teny amin'ny EKAR Ambavahad...
05/05/2025

💙Ave Maria 💙
Isaorana an'Andriamanitra lehibe fa vita soa ny "exposition " izay notanterahina teny amin'ny EKAR Ambavahaditokana Itaosy omaly
💙Isaorana be dia be ireo izay niara-nanantontosa izany💙
💙Magnificat💙

💙💭Ave Maria 💭💙💙 Sary fanehoana kely ny omalinay ,izay fitsidihana ny valan-javamboahary Tsimbazaza💙Niaraka tamin'ireto Z...
02/03/2025

💙💭Ave Maria 💭💙
💙 Sary fanehoana kely ny omalinay ,izay fitsidihana ny valan-javamboahary Tsimbazaza
💙Niaraka tamin'ireto Zandry Marialy ireto💙
💙💭Magnigicat💭💙

💙💭Ave Maria💭💙💙 Lamesa fanokafana ny faha :40 taona ny TMV diosezy Antananarivo anio Alahady faha 09 febroary izay atao e...
09/02/2025

💙💭Ave Maria💭💙
💙 Lamesa fanokafana ny faha :40 taona ny TMV diosezy Antananarivo anio Alahady faha 09 febroary izay atao ety amin'ny Ekar IFARIHY💙💙

💙Sary vitsivitsy amin'izany ary oh💙

💭MAGNIFICAT💭

06/01/2025

💙💨Ave Maria💨💙
😊😊 Izahay Tanora Marialy Vesasianina dia voahiraka hanavotra fanahy maro,,,sy hanaparitaka ny meday mahagaga😊😊ary hanampy ireo madinika sy ireo izay mila fanampiana😊😊
😊😊Ka raha misy amitsika hangata-bavaka dia alefaso ao amin'ny hafatra miafina😊😊ho mariky ny fanampiananay anareo😊
💙TMV: 💭VONONA ,💭VANONA,💭MIAINA NY TENA FITIAVANA💙

💙MAGNIFICAT💙

💙💭Ave Maria💭💙🎇🎆Izahay Vondrona Itaosy dia faly miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona 2025🎇🎆💙💙Enga anie hitondra s...
01/01/2025

💙💭Ave Maria💭💙
🎇🎆Izahay Vondrona Itaosy dia faly miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona 2025🎇🎆
💙💙Enga anie hitondra soa atsika ity taona ity💙💙
💙💭Samy ho tahin'Andriamanitra daholo isika ,,ary apetrao eo apelatanany izay hatao rehetra
Indrindra fa amin'i Jesoa sy Masina Maria💙💭
🎆MIRARY SOA ATSIKA REHETRA 🎆
💙MAGNIFICAT💙

Address

Antananarivo

Telephone

+261341656351

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Marialy Vesasianina - Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share