FJKM Tangaina Fanantenana

FJKM Tangaina Fanantenana Aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany."
— Hebreo 10 : 23 —

FJKM TANGAINA FANANTENANANoho ny Fetin'ny Asaramanitra sy ny vinan'ny FJKM dia notanterahina ny 25 Jona teto amin'ny Fia...
27/06/2026

FJKM TANGAINA FANANTENANA

Noho ny Fetin'ny Asaramanitra sy ny vinan'ny FJKM dia notanterahina ny 25 Jona teto amin'ny Fiangonana ny Fanomezana Sakafo mafana ho an'ireo sahirana miisa 150, Arendrina 60 isa ho an'ny ankizy ary tohana ho an'ny tokantrano miisa 35 hiatrehana ny Fety.

Isaorana ny Tompo noho izany, ankasitrahana ihany koa ny Mpitandrina mivady sy ny Biraon'ny Fiangonana, ireo Kristiana nanolotra fanomezana ary ny Fikambanana SAMARITANA izay manohana hatrany ny hetsika ataon'ny Fiangonana.

Amin'ny Noely indray ny fotoana manaraka.

SOLI DEO GLORIA

Kely sisa eeeeee!!!Tongava maro!!!Entano ny havana sy ny fianakaviana!!!
23/05/2026

Kely sisa eeeeee!!!
Tongava maro!!!
Entano ny havana sy ny fianakaviana!!!

Ampitapitao!!!Partage!!!
20/05/2026

Ampitapitao!!!
Partage!!!

23/01/2026

Tiako Midera

23/01/2026
23/01/2026

TIAKO MIDERA
S.L.K Tangaina

Fotoana tokana isan-taona
25/11/2025

Fotoana tokana isan-taona

Address

Ampitatafika
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Tangaina Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category