19/07/2026
๐๐๐๐๐๐๐ ; ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐ ,
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ , ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ .
ANDALOUSIE no nantsoina anโny Firenena ESPAGNE SY PORTUGAL tany aloha . ary 8 SIECLE na 800 ans ny finoana islamo sy ny mpino islamo no nanjaka tao aminโio tanana io .
NY TANTARANY :
- 92 H ( 92 taona taorianโny fifandramonina ny mpaminany tany Madinah ) mifanaraka aminโny 711 G hatraminโny - 1492 G Gregorien no nitoetra sy nanjaka tao aminโny Espagne ny finoana islamo
- Ny 92 H no nidiranโny miaramila mpino silamo notaritinโny mpitary tafika TARIQ IBN ZIYAD tao aminโny tanananโny Espagne niainga avy tao aminโny tanananโny MAROC.
12 000 ny isanโny mpino islamo izay nifanandrina aminโny 120 000 ny miaramilanโny fanjakananโny Andalousie (Espagne) .
Teny nalaza navoakanโi Tariq ibn Ziyad taminโizany ny hoe : " doro avokoa ireo sambo rehetra , fa tsy misy miverindalana anio , na mandresy isika na maty martiora"
Nohonโny herinโi Allah dia niariary ny fandresena na dia maro ireo miaramilanโislamo maty .
Rehefa niditra tao Espagne ny mpino islamo dia tsy nanimba ireo fotodrafitrasa na dia hazo iray ary , tsy namono olona ankoatrโireo miaramila ( tsy nisy eglise , sekoly, tanana potika ) araka ny hafatra navelanโny mpaminany hoe : "......." ary tsy nanova zavatra na dia iray na ireo anaranโny tanana dia tsy novaina .
Hatraminโny Ankehitriny dia mbola nitondra ny anaranโny Tariq ibn Ziyad ny tendrimbohitra lehibe ao Espagne .
- Niroborobo tokoa ny finoana islamo sy ny kolotsaina Arabo tao Espagne teo aminโny lafiny rehetra ( Ara-pinoana , Ara-tsiansa , Ara-pahaizana , Ara-literatiora) .
Hita taminโizany ohatra :
- Ny fidiranโireo espaniol tompontanana
ho mpino islamo .
- Fijoroanโny MOSQUร LEHIBE sy TSARA ao Qoutoba taminโizany ary mbola hita ao aminโizao ุงูุฃุญู
ุฑ(ูุณุฑุฉ ุงูุญู
ุฑุงุก)
- Maro ireo tompontanana nianatra teny Arabo , ireo poeta jiosy nampiasa teny Arabo sy teny hebreo ao aminโny ุดุนุฑ anโizy ireo .
- Fanomezanโizy ireo anaranโny tanana mitovy aminโny anaranโny tanana arabo ุญู
ุต ( madinah syrie)
Anaranโireo tanana
- Qortoba = ูุฑุทุจุง
- Seville nantsoina = ุฅุดุจูููุง
Andalousie dia lasa renivohitranโny FAHALALANA sy FAHAIZANA ary maro no tonga nandrato fahalalana sy fianarana tao.
Ary namoaka manampahaizana mpino islamo sy fivoarana maro teo aminโny sehatra rehetra toy i :
- Imam Al-Qurtobi : manampahaizanโislamo
- Ibn Hazm : Fiqh , ุดุนุฑุphilosophie
- Al- khawarizm:Nipoiranโny Algebre
- Ibn Sina ( Avicenne) , Ibn Zahr : Medecine
- Ibn Khaldounn : Tantara sy Socilogie
- Ibn Rouchd : Dokotera sy filosofia
- Ibn Haitham : Nipoiranโny Optique
- Ibn Khatwib : mpanoratra , poeta , dokotera
- Malik ibn firnas : Aviation
- Ibn toufail : philosophie....
โ๏ธ๐ FT2SM ๐