ABOU Arkane Ismael

ABOU Arkane Ismael Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ABOU Arkane Ismael, Religious Center, Antananarivo.

09/02/2025

AZA APARITAKA NY HADISOANY HAFA ARY OMEO FANANARANA IZAY FENO FAHENDRENA IZY, ARY AZA LATSAINA

17/07/2023
08/06/2023

ASSALAM ANLAIKOUM
MOA VE TSAPANAO NY HATSARANY ISLAM

04/04/2023

ASSALAM ANLAIKOUM WARAHMATOULLAH WABARAKATOUH
TADIDIO FA HISASAKA SAHADY NY VOLANA MASINA RAMADANE

ASSALAM ANLAIKOUM WARAHMATOULLAH WABARAKATOUH! HO TONGA TSY HO ELA NY VOLANA MANAKAJA RAMADANE! KA AZA MISALASALA MIANTS...
11/03/2023

ASSALAM ANLAIKOUM WARAHMATOULLAH WABARAKATOUH! HO TONGA TSY HO ELA NY VOLANA MANAKAJA RAMADANE! KA AZA MISALASALA MIANTSO IO LAHARANA IO NA MANDEFA MESSAGE @ PAGE MIKASIKA NY FAHITANA NY TSINAM-BOLANA

04/03/2023

MPAMINANY SW MAMPIANATRA ANTSIKA MANAO HOE: Rehefa maty ny taranak'i Adam dia ho tapaka avokoa ny fahasoavana azony t@ asa soa izay nataony teto an-tany afa tsy ireto zavatra telo ireto mbola mitohy ny fahasoavany na ao am-pasana aza:
1) NY FANOMEZANA IZAY MIPETRAKA MAHARITRA!
ohatra: fanamboarana masdjid,,fanamboarana vovon-drano!
2) NY fahalalàna izay mi itatra!
Ohatra: anao nampianatra olona iray t@ fahavelomanao!
3) NY Zanaka izay tsara taiza t@ finoana islam ka tsy mitsahatra manao douaa ho any Ray aman-dreniny!

Ireo zavatra 3 ireo dia azahoana fahasoavana na ao am-pasana aza ny olona iray!

27/02/2023

AZA ADINO FA MANANA ADIDY ZAHO SY IANAO @ FANAMPARITAHANA NY FINOANA ISLAM! RA TSY MANAO IZANY ISIKA DIA HO ANONTANIANY ALLAH

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABOU Arkane Ismael posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share