25/08/2025
" DAVIDA tsy niady mba hahazo toerana ho MPANJAKA "
" Fa Niady izy ho any voninahitry ny Lanitra mba hiseho "
Avy eo Jehovah mihintsy no nanome azy toerana ho tonga MPANJAKA
==> Ndao hiady ho any voninahitry Jesosy mba hiseho, rehefa eo ny voninahiny ho azonao avokoa hatramin'izay tsy nirinao.πππ