𝐌𝐛𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐋𝐨𝐯𝐚𝐬𝐨𝐚

𝐌𝐛𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐋𝐨𝐯𝐚𝐬𝐨𝐚 ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesoa Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay. Joda 21

05/08/2023

Tohizo hatrany ny fanompoanao an'i Jesosy !
Aza miala fa amin'io lalana io no hihaonanao amin'ilay fahitam-pitia lehibe!

04/08/2023

Aza miala amin'i Jesosy na mafy aza ny ady hatrehinao .
Hampandresy anao , ary fandresena lehibe sy goavana no nomaniny ho anao!

03/08/2023

Minoa ianao !
Eo imason'izay mankahala anao mihitsy no hanandratan'Andriamanitra anao ho amin'ny tsara indrindra !

Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho;                        Salamo 63 : 4Dia mbola hiazakazaka hanomp...
02/08/2023

Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho;

Salamo 63 : 4

Dia mbola hiazakazaka hanompo Azy aho fa mbola omeny tombon'andro entina manao izany.

Misaotra Jesosy 🎂

Ity volana ity dia ho volana hanambinan'Andriamanitra anao manonkana '. Ary ho volan'ny fahitam-pitia ho anao sy ankohon...
31/07/2023

Ity volana ity dia ho volana hanambinan'Andriamanitra anao manonkana '.

Ary ho volan'ny fahitam-pitia ho anao sy ankohonanao

Mirary ny fahasoavan'i Jesosy ho anao !

25/07/2023
Tsindrio ny sary tompoko
13/07/2023

Tsindrio ny sary tompoko

Aza matahotra ianaoMatokia an'Andriamanitra !Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia t...
06/07/2023

Aza matahotra ianao
Matokia an'Andriamanitra !

Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany

Salamo 91 : 7

Safidio zay loko tianao dia tsindrio avy hatrany !Asio J'aime ny page
27/06/2023

Safidio zay loko tianao dia tsindrio avy hatrany !
Asio J'aime ny page

Misy hafatra ho anao ao Aza adino ny manisy j'aime ny page
23/06/2023

Misy hafatra ho anao ao
Aza adino ny manisy j'aime ny page

Address

RN7
Antananarivo
303

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐌𝐛𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐋𝐨𝐯𝐚𝐬𝐨𝐚 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to 𝐌𝐛𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐋𝐨𝐯𝐚𝐬𝐨𝐚:

Share