Hanomboka Asa En Ligne eto Mada

Hanomboka Asa En Ligne eto Mada Ny Hanomboka Asa En Ligne eto Mada dia vonona hanome fahafampo ho an'ny mpanao asa en ligne rehetra.

Bonsoir daholo; Koa satria efa feno 1000 abonnée mahery ianareo no mpanaraka ahy ato amin'ity pejy facebook ity.Noho iza...
25/10/2023

Bonsoir daholo;

Koa satria efa feno 1000 abonnée mahery ianareo no mpanaraka ahy ato amin'ity pejy facebook ity.

Noho izany dia maniry té hanome asa tsara mi-payer sy matotra ho anareo ny tenako.

👨‍🎓👩‍🎓Mila olona 10 matotra avy 1000 abonné ireo aho.

➡️ Hampiofana anareo ho lasa formateurs na formatrice ao orinasa aho.

➡️ Mila manao deposit minimum $100 ianareo.

➡️Ary actif isan'andro;
100Mo par jours farafahabetsaka ny connection lany.

🟢 Rehefa mahay tsara ilay asa ianareo dia manaraka ho azy ireo 900 abonnée ambiny ireo ho parrainage nareo 10 ireo fa tsy parrainage-ko intsony.

👥💪 Hanangana ekipa matanjaka no tanjontsika ary tena hiarahiasa fa tsy misy mandeha irery na samy maka ny azy isika.

💲 Ny tena tanjona sy plan dia hahazoanareo mpanaraka ahy ato libérté finaciale mialohany hifaranan'ity taona 2023 ity.

💬 Tongava ary MP izay 10 volentaire hanao deposit ihany aloha.

12/07/2023

Izay olona mahavita inscription @ Treasure NFT dia mahazo $5 Bonus afaka hampiasainao mandritra ny 2 jours.

Go Get Your Bonus Now.

Inscrivez vous ici :
https://treasurenft.xyz/ #/uc/register/?inviteCode=UZ31BF

💻⌨️ Freelance Jobs ⌨️💻🗣️ Mandray olona izay liana sy vonona hiasa @ freelance izahay.Ireo fitaovana ilaina :💻 Ordinateur...
29/06/2023

💻⌨️ Freelance Jobs ⌨️💻

🗣️ Mandray olona izay liana sy vonona hiasa @ freelance izahay.

Ireo fitaovana ilaina :

💻 Ordinateur

📱 ( Afaka mampiasa telephone ihany koa, fa tsara kokoa raha ordinateur mba hahavitanao asa tsara. )

🌐 Connection ( Wi-Fi )

💳 Carte Visa
( Raha tsy manana carte visa ianao dia hampianay hanokatra carte visa international, vetivety io dia voarainao )

📠💳 Prix de Formation
🛡️🔐 MP
( Ny antony frais de formation dia mba hisiany fifamantoranao bebe kokoa amin'ilay asa ary mba ho hisy valeur aminao ilay asa satria niala tamin'ny volanao.

➡️ 🌎👨‍👨‍👦‍👦👨‍👨‍👧‍👧👩‍👩‍👦‍👦👩‍👩‍👧‍👦👩‍👩‍👧🌍
Ho hisy ny group de community hantrangana mba hifanampiana sy fizarana traikefa momba ny asa freelance.
( Mifanara maso sy miray hina no tanjontsika )

Misy ny discipline hiraisana ao @ group de community ka ireo izay tsy miray ekipa dia ho esorina ao @ group na dia efa nandoa vola aza.

⚙️ Misy karazany maro ireo asa @ freelance toy ny Upwork, Fiverr, Remotask, Transcription etc .....

Ireo ihany aloha no afaka homena fa rehefa hita fa mazoto miasa dia hampitomboana ny asa.

Ireo ny conditions takiana izay vonona hanao ilay asa freelance.

Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava MP na mifandraisa ato @ What'sApp ity :

https://whatsapp.com/dl/

https://www.facebook.com/100093341834910/posts/111297365324991/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
11/06/2023

https://www.facebook.com/100093341834910/posts/111297365324991/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

Inona no atao hoe cryptocurrency?

Cryptocurrency dia vola numerika/digital/numerique na virtoaly/virtual/virtuelle izay mampiasa cryptographie mba hiantohana ny fifampiraharahany sy hifehezana ny famoronana technologie blockchain vaovao ary ho maro ny crypto no ho decentralized.

Ny vola crypto dia vola numerika na virtoaly izay mampiasa cryptographie mba hiarovana azy ireo tsy ho adika na hosoka. Izy ireo dia tambajotram-pitantanana mifototra amin'ny technologie blockchain, izay midika fa miparitaka manerana ny tambajotran'ny solosaina/ordinateur izy ireo. Manahirana be ny misoloky na mangalatra azy ireny.

Cryptocurrencies dia marika nomerika izay tsy tohanan'ny governemanta na fikambanana foibe hafa. Midika izany fa tsy iharan’ny fitsabahana ara-politika na ara-toekarena izy ireo.

Ny olona sasany dia tia mamaky boky, ary ny hafa tia milalao jeux amin'ny solosainy/ordinateur. Ny olona sasany tia mijery tele, ary ny hafa tia mandeha an-tongotra. Misy fomba maro samihafa handaniana ny fotoananao, ary tsy maninona izany.

Cryptocurrencies dia fananana numerika izay mifototra amin'ny tambajotran'ny solosaina. Midika izany fa tsy fehezin’ny fitondram-panjakana na ny manam-pahefana foibe izy ireo. Izany no mahatonga azy ireo ho azo antoka kokoa sy mahaleo tena kokoa noho ny fomban-drazana.

Ny manam-pahaizana sasany dia mihevitra fa ny blockchain sy ny technologie mifandraika dia hanakorontana ny indostria/industry maro hafa, anisan'izany ny ara-bola sy ny lalàna.

Ny cryptocurrencies dia toy ny fomba mora kokoa sy haingana kokoa handefasana vola maneran' izao tontolo izao. Ary satria izy ireo no hitsinjaram-pahefana, midika izany fa tsy dia mety hirodana toy ny teboka iray tsy fahombiazana izy ireo.

Ny cryptocurrencies dia manana fatiantoka sasany, toy ny fiovaovan'izy ireo sy ny angovo ilaina amin'ny fitrandrahana azy. Misy olona mampiasa azy ireny amin'ny hetsika tsy ara-dalàna ihany koa.

Mbola hitohy🥰

Ny Pejin'ny Hanomboka Asa En Ligne eto Mada dia mirary kristmas sambatra sy taom-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy. Eng...
24/12/2022

Ny Pejin'ny Hanomboka Asa En Ligne eto Mada dia mirary kristmas sambatra sy taom-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy.

Enga anie ianareo hahita sitraka sy fahombiazana mandritra ny taona vaovao izay diavintsika.

Mankasitraka anareo hatrany izahay.

Hanomboka Asa En Ligne @ Freelancer isika @ taona 2023 izao.  Rehefa voafehinao tsara ny asa dia afaka mandray karama is...
22/12/2022

Hanomboka Asa En Ligne @ Freelancer isika @ taona 2023 izao.

Rehefa voafehinao tsara ny asa dia afaka mandray karama isan- kerin'andro ianao.
Ny Formation dia atao ao @ group messenger ka hatoro anao daholo ny asa atao rehetra. (Payent ny formation)

Ity ny lien d'inscription asa freelancer ireo:
1. Upwork
https://www.upwork.com/workwith/jerry16

2. Fiverr
http://www.fiverr.com/s2/053c32d690

3. Transcription Job
(tsy afaka zaraina eto ny lien fa ato telegram ihany; https://t.me/+zvhoBbfQ-XE3ZDVk )

4. Remotasks
https://www.remotasks.com/r/PF22HCPM

Vao mahavita inscription lien ireo ianao dia hampidirina group avy hatrany.

Misaotra anao @ fiaraha miasa;
Rendez vous @ 2023

Mirary fety christmas sy bonne année daholo!

Ny Site Coinpayu dia orinasa mijery dokambarotra dia mahazo vola  Bitcoin; afaka manao marketing  coinpayu ihany koa ian...
08/12/2022

Ny Site Coinpayu dia orinasa mijery dokambarotra dia mahazo vola Bitcoin; afaka manao marketing coinpayu ihany koa ianao.

Ny Site Coinpayu dia site longterm tsy hatahorana ho scam mandrakizay, mbola tsara lavitra noho ny Freebitcoin satria 1000 sathosi monja ny minimum de retrait; mivoatra hatrany ny site Coinpayu satria afaka miasa @ ordi sy smartphone ianao.

Maro ny activité azo hahazoana vola ao; efa manana group privé aho misy ny guide tuto A-Z raha liana @ asa Coinpayu ianao dia manaova inscription @ lien etsy ambany avy eo dia alefaso capture MP amiko ny preuve fa nahavita inscription ianao.

Lien d'inscription :
https://www.coinpayu.com/?r=Jerryrand16

Nb: ireo izay mpikambana lien io ihany no voaray ao @ ekipako sy afaka mikambana ao group.

Raha mila fanazavana bebe kokoa ianao dia tsidio ity lien ity :
https://www.facebook.com/groups/1044572879536906

07/11/2022

Salama daholo.
Ho anareo izay tia hanao investissement rehetra.
Izaho dia mandray vola hanaovana investissement manomboka @ 100.000 hatrami'ny 200.000 Ariary;

Garantie 100% miverina ny vola +zana-bola 50%

(tsy misy tombony ho ahy ilay izy fa fanampiana no tanjoko)
Azo antoka ny site investissement ataoko; tsy site fampiasainareo ireny fa site cryptocurrency.

Mbola tsara lavitra noho ny bank izany; (mialatsiny ho an'izay mpiasan'ny bank rehetra.

Tongava MP izay vonona hanao investissement ihany.

22/10/2022

Ny Orinasa LONGRICH
Ny maro amintsika no efa mahafantatra tsara ny orinasa longrich, moa ny sasany mety naheno fa mbola tsy mahafantatra ny asa atao eny fa na dia ny dikany aza.

Ny orinasa longrich dia nahoriny Xu Zhiwei (俆之伟) tamin'ny 1986 tany Chine.
Ny Longrich dia manaraka ny teknique MLM (Multi Level Marketing)
Ny Longrich dia mivarotra produit aram-pahasalamana, organic food, nutritional supplements, beauty, kojakoja ilaina ao antrano etc.......
Efa niorina ara-dalana eto madagascar ny orinasa longrich.

Ny drafitray araka ny strategy MLM dia mitady ireo ekipa izay vonona hanao ilay asa longrich izahay.
Ny tanjonay dia mifanampy ny ekipa tsirairay hahomby @ asa atao ary tsy misy olona miasa irery izany.

Alefako eto ambany ary ny video presentation @ teny malagasy dia jereo raha te hahalala bebe kokoa ianao.

Raha toa ka liana ianao dia mikambana @ "Longrich Team Achieve" na tongava @ MP Message Prive.

"Miaraka @ Longrich : Better Life; Better Future;
Fiainana tsara kokoa, Ho avy tsara kokoa."

Ny FREBITCOIN DIA TSY HO SCAM MANDRAKIZAY.Ny Freebitcoin dia efa nanome BTC maimaimpoana ho an'ireo olona nisoratra anar...
26/09/2022

Ny FREBITCOIN DIA TSY HO SCAM MANDRAKIZAY.

Ny Freebitcoin dia efa nanome BTC maimaimpoana ho an'ireo olona nisoratra anarana nanomboka tamin'ny 2013 hatramin'izao.
https://freebitco.in/?r=47856972

Tsy hitady referrals fotsiny no hizarako ity post ity fa tia hanampy anareo hahomby sy hazoto ary hahazo vola haingana;

Hizara strategies ho anareo aho hahafahanareo mahazo BTC haingana kokoa; harao hatramin'ny farany ary ny infos :
Afaka mahazo bitcoin maimaimpoana ianareo fa mila mazoto miasa sy manao depot ; tsy mila mamoaka vola ampaosinao ianao fa efa misy site afaka hiasana ireto hanangonanao solde atao depot :
1:https://www.coinpayu.com/?r=Jerryrand16
2:https://earnbitmoon.club/?ref=334305
3:https://cryptowin.io/ref/Jerryrandrianary
4:https://viefaucet.com?r=621a17d6ef42cf04ee5673bf
Azo antoka sy efa nahazoako daholo ireo site efatra ireo.

Misy ihany koa site hahazoana referrals aty izay mampahazo vola malaky anao , homeko anao any izany araka ny fifanarahantsika sy fahavononanao hivoatra.

hitanareo fa rehefa mandinika post ity tsara ianareo dia tena manampy anareo ity fa tsy fitadiavana referrals fotsiny.

Mazotoa daholo!

💎"AHOANA NO HAHAFAHAKO     MANANGONA BITCOIN?"💎📖 Mba hamaliako io fanontaniana io dia manasa anao aho hamaky hatraminy f...
01/09/2022

💎"AHOANA NO HAHAFAHAKO MANANGONA BITCOIN?"💎

📖 Mba hamaliako io fanontaniana io dia manasa anao aho hamaky hatraminy farany momba ny famelabelarako ny atao hoe:

"Bitcoin Sathosi Faucet"

😇🌐💵 1. BITCOIN
Ny Bitcoin dia vola dizitaly noforonina hampiasaina @ fifampiraharahana an-tserasera navoakan'ny olona na vondrona iray mampiasa ny anarana Sathosi Nakamoto tamin'ny taona 2008, Bitcoin no misongadina indrindra amin'ny vondrona vola virtuel.
Vola izay misy indrindra amin'ny kaody solosaina, izay tsy misy olona manana fahefana na foibe mamoaka vola raha tsy ianao ihany.

Ny Valeur ny 1 Bitcoin t@ 2008 dia $0.10 na 418.69 Ariary; Ary ankehintriny dia $20.131.90 na 84.288.573.27 Ariary.
(Miakatra hatrany ny sandany Bitcoin)

🗿 😎 2. SATHOSI
Sathosi Nakamoto no anarana na solon'anarana ampiasain'ny olona, na olona mamolavola Bitcoin, ary nanoratra ny taratasy fotsy (white paper, taratasy officialy) ary namorona sy nametraka ny fampiharana ny fanondroan'ny Bitcoin tany am-boalohany.
Ao anatin'ny fampiharana, Nakamoto ihany koa dia namolavola ny nanangona ny blockchain voalohany.
Ny valeur ny Sathosi dia ambany kokoa noho ny Bitcoin;
100 millions de Sathosi ny
1 Bitcoin.

🚰💲 3. FAUCETS na ROBINET
Araka ny fahitanareo ny sandany Bitcoin sy Sathosi teo dia mety tsy possible ny hahazoana Bitcoin vetivety eo saingy afaka manangona sy mahazo vola tsikelikely @ alalany Trading, Mining, Referrals Comissions ary faucets tache.
Raha tsara ny methods hampiasaina @ ireo site hitrandrahana Bitcoin dia afaka mahazo Bitcoin na dia ao anatiny 10 minutes aza.

🚰Inona ary ireo faucets izay hahazoana Bitcoin haingana indrindra?
📚📖Hazavaiko aloha ny atao hoe Faucet mialohany hamaliako anio fanontaniana io.
Ny Faucet crypto dia ahafahan'ny mpampiasa mahazo valisoa crypto kely amin'ny fanatanterahana asa tsotra.
Ny dikany faucet dia mifototra amin'ny hoe "Rano indray mitete avy amin'ny faucet mitete" dia mety hameno kaopy iray (araka ny fahazotoanao.)

Misy karazana faucet crypto isan-karazany, ao anatin' izany ny Bitcoin (BTC), Ethereum (ETH), ary ny faucets BNB.

Fa ny faucet Bitcoin no tena hitrandrahantsika reniny crypto rehetra azy.

💲🚰 Ho valiako @ izay ary ilay fanontaniana etsy ambony momba ny faucets tsara hahazoana vola haingana :💲
Misy maro ireo faucets tsara sy hahazoana vola haingana fa ity misy santionany iray.

🆓Ara-dalàna ve ny faucets Bitcoin?
Eny, Freebitco.in dia ara-dalàna tanteraka ary faucet bitcoin azo hitokisana indrindra eran-tany. (Legit na mi-payer)

Nanome bitcoins maimaimpoana ho an'ireo mpampiasa voasoratra anarana (nanao inscription)
hatramin'ny nananganana azy tamin'ny 2013.
Freebitco.in dia efa nizara bitcoins marobe ho an'ny mpampiasa ho valisoa ho an'ny endri-javatra BTC maimaimpoana ao amin'ny tranokalany.

Raha mbola tsy nahazo Bitcoin maimaimpoana t@ ity ianao dia midira @ ity rohy ity faha ho hatoroko anao ny methods sady haingana rehetra:
https://freebitco.in/?r=47856972

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala tonga @ MP na tsidio ny pejy Facebook ny Hanomboka Asa En Ligne eto Mada.
Ity ny rohy: https://www.facebook.com/JerryBSF454

Address

VB 83 FK Ambatoroka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hanomboka Asa En Ligne eto Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Hanomboka Asa En Ligne eto Mada:

Share