Fiangonana RHEFI Miandrarivo Antananarivo

Fiangonana RHEFI  Miandrarivo Antananarivo Donc si le Fils vous libÈre ,vous serez vraiment libre.

LUNDI DE PENTECÔTE  2026,Louanges Rhefi Miandrarivo..Recreation !!!!fiombonam-pifaliana sy fialam-boly teny Alasora .
28/05/2026

LUNDI DE PENTECÔTE 2026,
Louanges Rhefi Miandrarivo..
Recreation !!!!
fiombonam-pifaliana sy fialam-boly teny Alasora .

Ny fiangonana Rhefi Miandrarivo rehetra dia faly miarahaba anao nahatratra izao anniversairenao izao ry Papa ,marina ami...
21/04/2026

Ny fiangonana Rhefi Miandrarivo rehetra dia faly miarahaba anao nahatratra izao anniversairenao izao ry Papa ,marina aminay ny tenin 'Andriamanitra nampitodrainy anao.
Ho tahian 'ny Tompo mihoatra tompoko.

Arahabaina ianareo ry Ray aman- Dreny  nahatratra ny taona 2026Maminay ianareo,Tahian ny Tompotsika hatrany..💓💓💓
12/04/2026

Arahabaina ianareo ry Ray aman- Dreny
nahatratra ny taona 2026
Maminay ianareo,Tahian ny Tompotsika hatrany..💓💓💓

12/04/2026

Nomena fahefana ianao👈
Ny aretina rehetra dia rava!!rava!!!💪💪💪
Louange Rhefi Miandrarivo 💜💓💛
Alahady 12 aprily 2026

15/03/2026

Rehefa mankatò ny fitondran' Andriamanitra ianao dia mizotra amin' ny lalam -bolamena.
Louange Rhefi Miandrarivo.

15/03/2026

Louange Rhefi Miandrarivo💒💒💒
Alahady 15 Martsa 2026
Anaovy zava -baovao ny fiainako Jesosy ô,amen,amen,amen💯

NY alahadinay!!❤️❤️Rhefi Miandrarivo💒💒
08/02/2026

NY alahadinay!!❤️❤️
Rhefi Miandrarivo💒💒

Louanges Rhefi Miandrarivo💧Miankohoka aloha vao manompo🙏🙏🙏
27/01/2026

Louanges Rhefi Miandrarivo💧
Miankohoka aloha vao manompo🙏🙏🙏

Ny fideranay ny alahady teo❤️❤️!!!Rhefi Miandrarivo💒""Donc si le Fils vous libÈre ,vous serez vraiment libre...""       ...
21/01/2026

Ny fideranay ny alahady teo❤️❤️!!!
Rhefi Miandrarivo💒
""Donc si le Fils vous libÈre ,vous serez vraiment libre...""
amen...💯

Fiderana lehibe miaraka amin 'ny Tarika ANTSOM -PITIAVANA Rhefi Miandrarivo ny alahady 16 martsa 2025 amin ny 1 ora sy s...
09/03/2025

Fiderana lehibe miaraka amin 'ny Tarika ANTSOM -PITIAVANA
Rhefi Miandrarivo ny alahady 16 martsa 2025 amin ny 1 ora sy sasany.
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro"Salamo 119:171."
Tsy misy vidim pidirana tongava maro...!!

Address

Antsinanan-Drova
Antananarivo
101

Telephone

+261326407654

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana RHEFI Miandrarivo Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fiangonana RHEFI Miandrarivo Antananarivo:

Share