Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy

Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy Pejy ofisialin'ny Serasera ato amin'ny Sampana Tanora Kristiana, Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ry STK ôôô 🙌🙏 Isaorana indrindra Andriamanitra fa tontosa ny sabotsy 21 Marsa lasa teo ny hetsika Taom-baovao STK niraha...
26/03/2026

Ry STK ôôô 🙌

🙏 Isaorana indrindra Andriamanitra fa tontosa ny sabotsy 21 Marsa lasa teo ny hetsika Taom-baovao STK nirahan'ny foibe STK sy ny STK ARM.
🤝 Misaotra ireo rehetra naneho ny fiombonana ka tonga teny an-toerana.
📸 Indro ary ny ako an-tsary andiany voalohany teny amin'ny Batou Beach 🌊🏝️
👥 Taguer-o ireo namanao raha toa ka miseho ao amin'ny sary izy ireo ✨

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

Andao ary ôôô 🚀J - J anio ⏳🎉 Tonga ity ilay fotoana !🏝️ Ambohipihaonan'ny STK eny amin'ny Batou Beach 🌊🙌— — —✝️🌿 "STK Vo...
21/03/2026

Andao ary ôôô 🚀
J - J anio ⏳

🎉 Tonga ity ilay fotoana !

🏝️ Ambohipihaonan'ny STK eny amin'ny Batou Beach 🌊🙌

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

20/03/2026

Andao ary ôôô 🚀
J - 1 anio ry STK namana ⏳

📦 Andro fametrapetrahana ny entana sy fitaovana rehetra entintsika izao, sao misy hadino ✔️

⚽ Ho an'ny manao foot dia efa vonona ny kianja 🔥

🙌 Miomana tsara fa rahampitso ny fotoana lehibe ! 🎉

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

19/03/2026

Andao ary ôôô 🚀
J - 2 isika anio an ⏳

🙌 Efa vonombonona daholo ve ny rehetra eh ?

📋 Ireto ampatsiahivina ireto ireto ny programme antsika amin'io taom-baovao io:
⛪ Culte
🎤 Karaoke
🏊‍♂️ Piscine
🔥 Grillade
⚽ Football
🥤 Snack et boisson
🎮 Divers jeux
💃 Zumba
🏀 Basket
🏊‍♀️ Fifaninanana lomano

💬 Soraty ao amin'ny commentaire hoe inona avy amin'ireo programme antsika no hataonao rehefa tonga any? 🎉

Andao ary ôôô 🙌
— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

📢 Fampahafantarana🎟️ Ireo izay nahazo ny tapakila rehetra dia afaka mandalo ao amin'ny foibe STK🕙 Manomboka anio amin'ny...
19/03/2026

📢 Fampahafantarana

🎟️ Ireo izay nahazo ny tapakila rehetra dia afaka mandalo ao amin'ny foibe STK
🕙 Manomboka anio amin'ny 10h00 ka hatramin'ny 16h00

📍 Na azo raisina eny an-toerana avy hatrany amin'ny sabotsy mandritra ny andro hanatanterahana ny Taom-baovao STK

🙏 Misaotra tompoko

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

18/03/2026

Andao ary ôôô 🚀
J - 3 sahady isika izao ⏳

🎤 Efa vonona tsara ny feo ?
🎶 Satria isan'ireo activity antsika ny karaoke, ka hihirahira hidera an'Andriamanitra isika 🙏✨

🍽️ Sahiran-tsaina ianao ny amin'izay ho sakafo sy ny fomba hitondrana azy ?
✅ Aza manahy fa efa misy voahomana eny, izay hamidy amin'ny vidiny mirary 💴

🔥 Vonona ve ianao ?
Soraty ao amin'ny commentaire hoe "Andao ary ôôô !✨📢

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

Ity ary ny vokatry ny lalaontsika 🎉👏 Arahabaina ianareo olona folo voalohany nahita ny valiny marina ka hahazo tapakila ...
18/03/2026

Ity ary ny vokatry ny lalaontsika 🎉

👏 Arahabaina ianareo olona folo voalohany nahita ny valiny marina ka hahazo tapakila iray avy ho amin'ny Taom-baovao STK 🎟️✨

1 - Fifa Joy Rah
2 - Aroim Randrianarivony
3 - La Rei
4 - Diana Fitiavana
5 - Maya Asnah Capucine
6 - Kevin Raw
7 - Fanja Rasoarimalala
8 - Tsanta Diamondra
9 - Finaritra Rakotoarisoa
10 - Geracline Miary

📩 Anaty Mp ny andinindininy amin'izay fomba ahazoana ny tapakila

🙏 Misaotra antsika rehetra nandray anjara
🔥 Araho hatrany ny pejintsika

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

Valin'ny lalao omaly 🎯1 - Andiany faha-2 isika izao amin'ny taom-baovao STK 2026 🎉2 - Tanjona sy zava-kendrena dia faneh...
18/03/2026

Valin'ny lalao omaly 🎯

1 - Andiany faha-2 isika izao amin'ny taom-baovao STK 2026 🎉

2 - Tanjona sy zava-kendrena dia fanehoana ny :
🤝 Fiombonana
❤️ Fifankatiavana amin'ny maha STK voafidin'i Kristy antsika

3 - Izay nahita artistes miisa telo amin'ireo mpandray anjara dia efa mety 🎤🎶

📢 Hivoaka eto amin'ny pejy ny anaran'ireo 10 voalohany nahita ny valiny marina ✨

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

17/03/2026

Andao ary ôôô 🚀
J - 4 isika anio an ⏳

🏊‍♂️ Iza avy no hilomano sy hifaninana ?
🌡️ Mari-pana sabotsy 21 Marsa : 18° – 28° ☀️🌊

👥 Mentioneo ao amin'ny commentaire ilay namanao tia milomano be iny 🏝️

— — —

✝️🌿 "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
📖 Jaona 15:16

TAPITRA NY LALAO 🎉📩 Mahazo hafatra manokana (MP) ianareo 10 voalohany nahita ny valiny marina 🎟️✨🙏 Araho hatrany ny peji...
17/03/2026

TAPITRA NY LALAO 🎉

📩 Mahazo hafatra manokana (MP) ianareo 10 voalohany nahita ny valiny marina 🎟️✨

🙏 Araho hatrany ny pejintsika ho an’ny vaovao sy tsara ho fantatra rehetra

Andao ary ôôô 🙌🔥

📢Ity ary ilay lalao ahazoana tapakila 🎟️ Fanontaniana 🎯1 - Andiany faha firy isika izao amin'ny taom-baovao STK ? 🤔2 - A...
17/03/2026

📢Ity ary ilay lalao ahazoana tapakila 🎟️

Fanontaniana 🎯

1 - Andiany faha firy isika izao amin'ny taom-baovao STK ? 🤔
2 - Ankoatry ny maha taom-baovao azy, inona no tanjona sy ny zava-kendrena ? 🎯✨
3 - Milazà artiste miisa telo handray anjara amin'ny taom-baovao 2026 🎤🎶

🎁 Ireo valiny marina miisa 10 voalohany no mahazo tapakila 🎟️🔥

Andao ary hilalao ôôô 🎮🚀

Andao ary ôôô 🙌 📢J - 4 ✨Efa akaiky ny fotoana aaaHilalao isika amin'ny 9 ora sy sasany
17/03/2026

Andao ary ôôô 🙌

📢J - 4 ✨

Efa akaiky ny fotoana aaa
Hilalao isika amin'ny 9 ora sy sasany

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share