Lucky Lighter

Lucky Lighter preach the Gospel of Jesus over the whole youth on the earth

Joel 2:28 "... I will pour out my Spirit upon all flesh; and your sons and your daughters shall prophesy, your old men shall dream dreams, your young men shall see visions."

Nahoana no aty amin'ny maty no itadiavanareo ny velona,? Efa nitsangana toka Kristy ka inona no tsy iravoanao fa velona ...
05/04/2026

Nahoana no aty amin'ny maty no itadiavanareo ny velona,? Efa nitsangana toka Kristy ka inona no tsy iravoanao fa velona ny MPAMONJINAO. Happy Easter Day

DISOAKO ⚠ary ahitsiko mintsy oe, ❌❌TSY misy mpivavaka ao amin'ny katolika ka tafiditra any an-danitra.❌❌❌Fanazavana:1) H...
04/02/2026

DISOAKO ⚠ary ahitsiko mintsy oe,
❌❌TSY misy mpivavaka ao amin'ny katolika ka tafiditra any an-danitra.❌❌❌

Fanazavana:
1) Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ny Ray, afa-tsy amin’ny alalako. Jaon14:6
2) Izay mino an'i Jesosy iany no voavonjy fa tsy misy mints hoe mino ny anaram-piangonana misy anao na ny iny ny atokom-piangonana misy anoa, ny fiangonana tompoko tsy finoana. ka aiza amny le oe ref ts katolika dia tsyu mis famonjena? Jaon3:3/ Jaon3:16/ Jaon1:12/ Rom10:9-10
3) Mila manana ny Fanahy Masina Jaon1:12/ Asa1:8/
d aiza oaiza amnio le oe rahivelan'ny katolika dia t[y voavonjy? Mila mino fa Jesosyno Tompo sy Mpamonjy amin fony sy am sainy ny olona iray dia izay iz vo azo antsoina oe voavonjy
Sandohanareo ny olona oe vo miala katoliak de very tsy tonga any andanitra dia farany napetrakareo oe, ivelan ny katoliak dia tsy mis famonjena amn izay ilay olona matahotra de ts miala ao fa ts ampafataranareo ny tena marina, de lasa ataonareo doctrine, normale be papa ra nten tamMartin Lutter oe, ho very an amn afo be ianao satria manakorotana n rafitrin eglizy rehefa nitondr fifoazampanah lehibe tamzan iz.
Sandohanareo ny olona oe zanak'Andrimanitra daholy ny olona rehetra na ireny LGBT+ irenyar ka hany ekenareo smampahery an'izy ireo itoetra am fahotany ianareo, nef hoyny baiboly oe Jaon3:16 sy Jaon1:12??? Ireo ihany no antsoin hoe zanak'Andriamanitra. sandohanareo ny olona ivavaka amn olona efa maty nefa Jesosy nampianatra mivavak oe REHEFA MIVAVAKA IANAREO dia ATAOVY OE RAINAY IZAY ANY AN-DANITRA, vakio ny jaon14: 12-17.
Ary any mbola misy video an'i papa Francois mitsotr, fa namitak fona ny fiangonana katolika hatramzay fa nofafan zareo tao amn Youtube le iz.
Ka averik Jesosy Irery Ihany no lalany maavonjy, Izy Ilay nitondra sy nivesatra ny fahotantsika, rah tsy man alallany dia tsis afak ny hoan andanitra

Extra ecclesia nulla salus = Hors de l’Eglise point de salut = Tsy misy famonjena ivelan’ny Eglizy🙏

🛑Raha hamaky ihany dia mamakia ampitoniana hatramin’ny farany satria sujet sensible izy ity🛑

——————— DOGME / PASTORAL ——————
Mafy loatra ilay teny ka maro ireo Katolika marivo salosana no manaparitaka hoe « fampianaran’ny Eglizy efa taloha be io ka tsy azo arahana intsony ».

Pfff rehefa mitono-tena ho Katolika ianao dia assumeo ny finoanao satria tsy noterena ho Katolika isika, sinon rehefa mahamenatra anao dia ialao.

Dogme io fa tsy enseignement pastoral ka hoe afaka hovaina araka ny vanimpotoana misy. Eo anivon’ny EKAR tsy misy Papa Ray Masina afaka hanova na hampianatra hevitra mifanohitra amin’ny dogme izay efa tapaka tany aloha. Manamafy na manazava na manovo azy no sisa azo ataony.

Ny Concile Vatican II (Lumen Gentium) dia nitondra fanazavana fa tsy sanatria nanohitra an’ilay dogme.

——————- FANAHY VOAVONJY ——————
Iza ary ireo fanahy voavonjy ao andanitra ao ?

Mazava loatra fa tsy misy afatsy fanahy Katolika no ao satria ny famonjena rehetra dia avy amin’i Kristy amin’ny alalan’ny Eglizy najorony, izay izy ihany no lohany.

Donc, izay rehetra mahafantatra fa ny Eglizy Katolika irery ihany no azahoana ny famonjena avy amin’i Kristy, nefa mandà ankalalahana ka tsy miombona aminy dia tsy afaka handova ny LANITRA.

Fa izay rehetra, tsy nahalala an’i Kristy sy ny Egliziny kosa, nefa niaina ampahamarinana sy ampitiavana ka niezaka hatrany nitady an’ Andriamanitra, dia manana fomba hamonjena ny fanahin’izy ireo Andriamanitra, saingy amin’ny alalan’i Kristy sy ny Egliziny hatrany.

Ny athé, ny musulman, ny bouddhiste, ny hindouiste, ny juif sy ny protestanta izay tafiditra any amparadisa dia tsy voavonjy nohon’ny religion nisy azy, fa nohon’i Kristy sy ny Egliziny izay tsy maintsy noekeny tamin’ny fomba mystérieux.

Izay fomba mystérieux izay no hita ao amin’ny hoe :

- Baptême de désir : olona naniry hatao batemy saingy tsy vita mandrapahafatiny.

- Appartenance invisible à l’Eglise : mifanaraka @ Evanjely izay torian’ny Eglizy ny fiainany saingy nohon’ny antony izay tsy avy aminy dia tsy tafiombona aratsakramenta @ Eglizy izy (isany antony lehibe amzany ny IGNORANCE INVINCIBLE : ohatra ireo razambentsika izay tsy nahalala an’i Kristy na koa ireo naheno saingy tsy resy lahatra t@ fanazavana).

- Au passage de la mort : @ fotoana farany mialoha ny ahafatesana tanteraka dia mampiposaka ny fahasoavany feno amin’ilay olona i Jesoa; présent koa ny demony amin’io manao izay faraheriny (Hevitra avy t@ Ste Faustine, théologiquement discutable). Raha olona niaina araka ny fahamarinana izy dia mora aminy ny handray an’i Jesoa. Izay no tsy tokony hahakivy rehefa misy havanao nijaly mafy na tsy nahatsiaro tena andro maromaro tao @ hôpital mialohan’ny nahafaty azy (fahasoavana ho azy iny).

PS: Ny Katolika rehetra izay miezaka MANATANTERAKA ny fampianaran’ny Eglizy kosa dia efa midanadana ho azy ny varavaran’ny lanitra.

Tononkira tsara zaraina ho anaoamin'ity taona ityWhen Jesus say yes, nobody can say noI'm not worried ‘bout a thingCause...
02/01/2026

Tononkira tsara zaraina ho anaoamin'ity taona ity

When Jesus say yes, nobody can say no

I'm not worried ‘bout a thing
Cause I know you are guiding me
Where you lead me, Lord I will go
I have no fear cause I know who’s in control
There’s no limit to what you can do
Cause it all belongs to you, yes it all belongs to you
You’re almighty and all powerful
And it all belongs to you, yes it all belongs to you

Happy New Year

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342274360

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lucky Lighter posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Lucky Lighter:

Shortcuts

Share