Feon' ny Fanavaozana

Feon' ny Fanavaozana Religion

11/07/2026

Sabata 11 Jolay, 2026

FANAMBARANA VELONA

Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.

— Hebreo 11 : 6

09/07/2026

Alakamisy 09 Jolay, 2026

NATAO HO FARANTAMPONY NY FIVAVAHANA

Dia hoy Jesoa taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deoteronomia 6:5).

— Matio 22 : 37

08/07/2026

Alarobia 08 Jolay, 2026

ASA FAMENOANA NY FAMITAHANA

Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.

— Matio 24 : 4 - 5

07/07/2026

Talata 07 Jolay, 2026

TSY MISY FIALAN-TSINY HO AMIN'NY FANAOVANA FAHOTANA

Nampahatezitra an'i Jehovah teo anilan'ny ranon'i Meriba ireo, Ka nisy nanjo an'i Mosesy noho ny nataon'ireo;Fa niodina tamin'ny Fanahin'i Jehovah ireo, ka dia nihoa-bava Mosesy.

— Salamo 106 : 32 - 33

06/07/2026

Alatsinainy 06 Jolay, 2026

MIANKINA TANTERAKA AMIN'NY MPAMORONA

fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika; araka ny nataon'ny mpanao tonon-kira sasany teo aminareo hoe: Fa terany koa isika.

— Asan'ny Apostoly 17 : 28

05/07/2026

Talata 05 Jolay, 2026

NY LALÀN'NY FIAINANA HO AN'NY ONIVERA

Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan'ny tananao ny lanitra.

— Salamo 102 : 25

✨SEMINERA ARA-PAHASALAMA NATOKANA HO ANAO✨👉Aza miandry marary vao ho liana amin' ny ara-pahasalamana--------------------...
04/07/2026

✨SEMINERA ARA-PAHASALAMA NATOKANA HO ANAO✨
👉Aza miandry marary vao ho liana amin' ny ara-pahasalamana
-----------------------------------------------------------------
❤️❤️❤️Seminera natokana hanasoavana ny fiaraha-monina izy ity ka natao maimaim-poana ny zavatra rehetra❤️❤️❤️

🧑‍🔬Manam-pahaizana manokana momba ny fitsaboana sy fisorohana ireo areti-mitaiza na areti-mitarazoka ela no hanao ny famelabelarana

✅Hisy dinidinika ara-pahasalamana mahasoa
✅Hisy fizahana tsotsotra afaka hifanampiana
✅Hisy torohevitra maro omena maimaim-poana

✍️Hisy fijerena tosi-drà, fanamarinana IMC...
⚡️Tsy mody ianao amin' io raha tsy mahazo tombontsoa manokana

🙏Tongava fa fotoana tokana eto Antananarivo io, ento ireo namana, na marary na salama
📌Aleo misoroka toy izay mitsabo ✨
---------------------------------------------------------------------

04/07/2026

Sabata 04 Jolay, 2026

NY KRISTIANINA MAMBABO

Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; mitariha lalana amin'ny fifanomezam-boninahitra.

— Romana 12 : 10

03/07/2026

Zoma 03 Jolay, 2026

TAFASARAKA AMIN'IZAO TONTOLO IZAO

Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin'ny ratsy.

— Jaona 17 : 15

02/07/2026

Alakamisy 02 Jolay, 2026

MAHERY AO AMIN'NY TOMPO

Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho.

— Salamo 27 : 1 , 3

Address

Ankadindratombo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon' ny Fanavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Feon' ny Fanavaozana:

Shortcuts

Share