FJKM Tsarafara Sabotsy-Namehana

FJKM Tsarafara Sabotsy-Namehana Pejy ofisialin'ny fitandremana FJKM Tsarafara Sabotsy-Namehana, SPIA 19

11/01/2026

Mpitoriteny : RANDRIANANTENAINA Mamy Mikaya, Mpitandrina

19/10/2025

Mpitoriteny : Iraka Neny Volana RAVAOARIMALALA

17/10/2025

FITSANGANTSANGANANA
Ho avy indray 01 Novambra andao isika fiangonana FJKM TSARAFARA sy ny zanaka am-pielezana hitsangantsangana 📜toerana eny @ TANANA NY ZOKY ANTSAHAMAROFOZA 🏟️🏡
Entanina isika handray ny tapakila manomboka ny alahady 19 ka hatramin'ny alarobia 29 oktobra
⌚ 7:30 ⌚fiaingàna eo am-piangonana 🚌🚗🏍️🚲
⌚ 9:00 ⌚fanompoam-pivavahana eny amin'ny Tanana Ny Zoky 📖
👉 Aza adinoina ny tapakila fa iny no asehontsika rehefa miditra anaty fiara 🚌🚌.
👉 Aza adinoina ny tapakila ho an’ny mitondra fiara manokana fa iny no asehontsika rehefa miditra eny an-toerana
👉 Amin'ny 9:30 no fanombohan'ny lalao iraisana, andraisan’ny rehetra anjara.
👉Tsy adino ny ZUMBA mahafinaritra 💃🕺👯👭
👉 Amin'ny 10:00 no fanombohan'ny lalao rehetra (football à 4, basket, pétanque, kilalao ho an'ny ankizy, Karaoké....). ⚽⚾🥎🏀🏐🏈
👉 Ny tsakitsaky sy zava-pisotro dia samy manomana ny sampana sy ny diakona ho amidy ho fanohanana ny fiangonana🍔🥘🥙🍝🌯
👉Amin'ny 12 :30 fiaraha-misakafo, samy mitondra vary, aza ariana ny tapakilanao fa iny no aseho rehefa mizara laoka🍔🥘🥙🍝🌯
⌚Amin'ny 4 ora hariva: fodiana🏍️🚲🚌
👉 Mitondrà fitaovam-pihinana sy tsihy ipetrapetrahana
Ny Alahady 9 novambra kosa no fetin'ny taranaka😊😊
Tahian'i Jesoa 🙏🤗

12/10/2025

Mpitoriteny : Pst Ranjakavola

05/10/2025

Mpitoriteny : RAKOTOARIMANANA Haja Roland, Mpitandrina

24/10/2024

Finaritra ô!
Toy izao ny fandaminana ho an'ny fitsangantsangana ny Zoma 01 Novambra 📜eny @ TANANA SOA AMBOHIMANGA 🏟️🏡🌄
⌚ @ 6 :30 ka hatramin’ny ⌚ @ 7:30: fiaingàna eo am-piangonana 🚌🚗🏍️🚲
👉 Entanina isika rehetra mandeha kodiaran-droa mba hiara-hiainga daholo 🏍️🚲 (randonnée 🚲🏍️)
⌚Amin'ny 8 fanompoam-pivavahana eny amin'ny TANANA SOA 📖
👉 Aza adinoina ny tapakila fa iny no asehontsika rehefa miditra anaty fiara 🚌🚌.
👉 Aza adinoina ny tapakila ho an’ny mitondra fiara manokana fa iny no asehontsika rehefa miditra eny amin'ny TANANA SOA.
👉 Amin'ny 9ora no fanombohan'ny lalao iraisana, andraisan’ny rehetra anjara.
👉Tsy adino ny ZUMBA mahafinaritra 💃🕺👯👭
👉 Amin'ny 9 :30 ora no fanombohan'ny lalao rehetra (football à 4, basket, pétanque, kilalao ho an'ny ankizy, Karaoké....). ⚽⚾🥎🏀🏐🏈
👉 Efa misy tsakitsaky sy zava-pisotro omanin’ny kômity sy ny diakona amin'ny vidiny mirary ho an'izay tsy nanomana🍔🥘🥙🍝🌯
👉@ 12 :30 Vary be menaka zaraina maimaimpoana, aza arina ny tapakilanao fa iny no aseho rehefa mizara sakafo🍔🥘🥙🍝🌯
👉 Eny anelanelam-potoana eny dia misy ny tonona fitaovana ho famitana ny trano tsangambaton’ny jôbily fisotroan-dronono
⌚@ 4 ora hariva: fodiana🏍️🚲🚌
👉 Mitondrà fitaovam-pihinana sy tsihy ipetrapetrahana
Dia Mirary soa ho antsika rehetra hatrany ô 😊😊
Tahian'i Jesoa 🙏🤗

04/10/2024
Fitsangantsanganan'ny fitandremana alahady 01 novambra 2024. Anasana antsika rehetra e
16/09/2024

Fitsangantsanganan'ny fitandremana alahady 01 novambra 2024. Anasana antsika rehetra e

13/09/2024

Ny AFF Asa Fitoriana ny Filazantsara dia mikarakara fiofanana fianarana mamaky teny,mamaky baiboly.
Mba ho teny MARINA, MAZAVA, MIAINA
izany dia atao manomboka rahampitso sabotsy 14 septambra, sabotsy 21 septambra,ary mifarana sabotsy 28 septambra,
Manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 12 atoandro,ary mitohy ny hariva @ 2 ora hatramin'ny 4 ora.
Afaka tonga dia manatona ao am-piangonana izay te hanatrika an'izany.

Famelabelaran-kevitra sy fifanakalozana mikasika ny mozikam-piangonana na Mozika Litorjika 🎶 eo anivon'ny Fiangonana Pro...
22/08/2024

Famelabelaran-kevitra sy fifanakalozana mikasika ny mozikam-piangonana na Mozika Litorjika 🎶 eo anivon'ny Fiangonana Protestanta Réformée FJKM ⛪️:
➡️ ny fototra iorenany sy ny maha-izy azy,
➡️ mandalo sy misedra ny zava-drehetra,
➡️ ary ny toe-po sy toe-panahy entin'ny mpiangaly Mozika miatrika ny asa fanompoana.

Tongava maro, ento ny namana 😁

Mampatsiahy antsika an'ity fotoana ity
15/08/2024

Mampatsiahy antsika an'ity fotoana ity

Fotoana manaraka izay hanasana antsika rehetra

Fotoana manaraka izay hanasana antsika rehetra
05/08/2024

Fotoana manaraka izay hanasana antsika rehetra

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Tsarafara Sabotsy-Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share