24/05/2026
Fa Hahazo hery ianareo Amin ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo.
tena ialanatsiny ny Fanahy Masina hanome hery an tsika amizao fanim-potoana farany izao.
Miarahaba nahatratra ny Pentecôsta❤️