Oliva Famonjena - OFA

Oliva Famonjena - OFA Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy. Sal 118:14 Jesosy irery ihany

Isaorana anie ny Tompo Izay mitondra ny entan-tsika isan'andro isan'andro, eny, Andriamanitra Izay famonjena antsika. — ...
14/06/2026

Isaorana anie ny Tompo Izay mitondra ny entan-tsika isan'andro isan'andro, eny, Andriamanitra Izay famonjena antsika.

— Salamo 68 : 19
Mirary sahady, ho an'ireo zandry hanala fanadinana CEPE @ Talata izao, ny fitahian'i Jesosy 🙏
OFA Mandrakizay

Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, di...
07/06/2026

Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa.

— Romana 1 : 16
👉OFA mandrakizay

Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady ...
03/05/2026

Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.

— Isaia 41 : 10

05/04/2026

Velona Jesosy, ho P***a Fitsanganana hitondra famonjena ho antsika. Aza hadino ny concert tolakandro ao ampiangonana am 3. Valopy no ho zaraina.
Joyeuse Pâques daholo eee

Tongava maro fa valopy no zaraina. Ho P***a fitsanganana ho antsika rehetra
25/03/2026

Tongava maro fa valopy no zaraina. Ho P***a fitsanganana ho antsika rehetra

ISAIA 54:10b"Tsy mba hiala aminao ny famindrampoko, Ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, Hoy Jéhovah,Mpamindra fo ...
21/03/2026

ISAIA 54:10b
"Tsy mba hiala aminao ny famindrampoko, Ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, Hoy Jéhovah,Mpamindra fo aminao."

Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala; — Efesiana 5 : 1Miarahaba an'ity Filo...
14/03/2026

Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala; — Efesiana 5 : 1

Miarahaba an'ity Filoha Lefitranay mahavita azy ity, noho ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany omaly🎉🎊 Jesosy anie hiaro sy hitahy anao hatrany VP a, hanome hery sy hevitra hanatsara hatrany an'ity OFA ity🙏

OFA malala 😊

04/03/2026

Ikarandoha (P***a)
A/C : Anithos Fils Daulph
Son/Arr : Ofisialy Manarina
Clip : Gracien JD Grace-X Studios

04/03/2026
Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana di...
27/02/2026

Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana dia samy zava-poana. — Mpitoriteny 11 : 10

Tsy mahay na inona na inona isika raha tsy miaraka amin'i Jesosy, na dia mbola tanora sy matanjaka Aza dia aza mandao Azy!

Mirary farany herinandro eo ambany fiarovan'Andriamanitra hatrany🙏
OFA mandrakizay

Address

Ankaditoho-Marohoho
Antananarivo
101

Telephone

+261345859224

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oliva Famonjena - OFA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Oliva Famonjena - OFA:

Share