19/08/2026
19 Août✨️
Arabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao ianao Ny Antsa Armel🎉
Enga anie ity taona vaovao amin'ny fiainanao ity ho feno fahasoavana sy fitahiana,
Mandrisika sy mampahery anao hatrany amin'ny fanompoana ny Tompo: aza avela ho faty mihitsy ilay afo sy hafanam-po tamin'ny voalohany! ary tadidio fa tsy misy manambina sy manome fiadanana marina tahaka ny ao amin'i Jesosy satria dia hafa kely tokoa ny miara-dalana Aminy🤍
Mampahery anao koa amin'ny asa aman-draharaha rehetra ataonao sy ireo fikasana rehetra ao am-ponao.✨️
Hotahirizin'ny Tompo sy hitahy izay rehetra ataon'ny tananao Izy.
Mirary soa sy fahombiazana be ho anao hatrany!🎉🎉