Amen Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amen, Religious Center, Antananarivo.

23/02/2022
Samy ho tahiana anie isika rehetra🙏💝 Mirary soa💖💝
23/01/2022

Samy ho tahiana anie isika rehetra🙏💝 Mirary soa💖💝

Sambatra izay mino💕
17/01/2022

Sambatra izay mino💕

JAMBANisy tovovavy iray jamba nankahala ny zava-drehetra sy ny manodidina azy noho izany kilemany izany.Ilay sakaizany i...
10/01/2022

JAMBA
Nisy tovovavy iray jamba nankahala ny zava-drehetra sy ny manodidina azy noho izany kilemany izany.
Ilay sakaizany izay tena tia azy irery no hany mba tiany ka hoy izy tamin'io sakaizany io : "Hivady isika raha afaka mahita aho any aoriana any😍"
Indray andro tokoa ary nisy olona nanome fanomezana maso roa ilay tovovavy ka afaka nahita ny zavatra rehetra izy🤗 Niteny ary lay sakaizany : "efa afaka mahita ianao zao ka hivady am'zay isika💏"
Nijery lay sakaizany anefa lay tovovavy ka nahita fa jamba koa lay tovolahy😭
Tohina izy nahita izato hodi-maso nikatona ka nandà avy hatrany ny fangatahan-dralehilahy😪😭
Andro vitsy taty aoriana anefa dia nanoratra andranomaso sy tamin'alahelo ra tovolahy nanao hoe : " Karakarao tsara ny masonao malala, fa masoko ireo no nafoiko ho anao mba hahitanao izao rehetra zao noho ny fitiavako anao 😱😩💔

Toy izany ny toetran-tsika olombelona matetika, mora miova arakarakin'ny tombontsoa. Vitsy ihany no mahatadidy ireo niara nihosona taminy fony mbola mafy ny ady.
Tadidio fa fanomezana ny fiainana, koa alohan'ny hitenitenenana foana dia tsarovy aloha ireo mangina sy tsy afaka miteny.
Alohan'ny itarainanao ny tsiron-tsakafo dia tsarovy aloha ireo tsy manan-kohanina.
Alohan'ny hitarainanao ny vadinao dia tsarovy ireo mbola miandry mafy ny anjarany.
Raha androany ianao mitaraina amin'ny fiainana, eritrereto koa ireo maty aloha loatra.
Alohan'ny hitarainanao ny zanakao dia tsarovy ireo tsy manan-taranaka.
Rehefa reraka ianao ka kivy loatra amin'ny asanao, tsarovy reo mana-kilema sy tsy an'asa te ho eo amin'ny toeranao.
Mahaiza mankasitraka, mahaiza misaotra isan'andro ilay Nahary ny amin'ny zavatra rehetra fa fanomezana ny fiainana🙏
Mbola eo foana Andriamanitra ary ho eo foana afaka manampy sy mitsinjo anao. Mahaiza mankasitraka😘😘

Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao eo ambany fitahian'Ny Tompo💕
AMEN💖

Aza adino manao j'aime ny pejy ahafahanao manaraka tantara hafa sy fampianarana😘

Ny olana tsy maintsy misy, ny ady tsy maintsy hatrehana💪👌Nefa tsarovy fa tsy atao ahakivy izany fa vao maika aza mapatan...
10/01/2022

Ny olana tsy maintsy misy, ny ady tsy maintsy hatrehana💪👌
Nefa tsarovy fa tsy atao ahakivy izany fa vao maika aza mapatanjaka rehefa miaraka amin'Andriamanitra💪💕

DERAIKO IANAO💕DERAIKO IANAO💕
21/10/2021

DERAIKO IANAO💕
DERAIKO IANAO💕

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261327267394

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amen posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share