Sampana Ambohimangakely

Sampana Ambohimangakely Fizarana hafatra ,Sary,
Tantara ny Fiangonana,
Fijorona Vavolombelona

Tontosa ny Asabotsy 22 Février 2025 ny Batisa an'i Sr Nomekasina, Sr Soloarisoa, Sr Finoana ary Sr Alida
23/02/2025

Tontosa ny Asabotsy 22 Février 2025 ny Batisa an'i Sr Nomekasina, Sr Soloarisoa, Sr Finoana ary Sr Alida

Batisa an'i Sr Natacha tamin'ny 15 Février 2025 .
23/02/2025

Batisa an'i Sr Natacha tamin'ny 15 Février 2025 .

12/02/2025

Miarahaba antsika rehetra! Ilazana isika fa niditra hopitaly omaly i Sr Razananoro Célestine maman'i Dô Ambovokely koa entanina isika izay afaka manome RÀ mba ho Tonga eny @ hopitaly HJRA rampintso marina @ 8ora ho. An Zay afaka Manao izany mitondra Karam-panondro (CIN).Vonjy aina koa Mankasitraka sahady antsika rehetra ho tahin'ny Tompo !.

Tontosa ny 1 Février 2025 ny batisan' i Ravakiniaina Misa Safidy.
05/02/2025

Tontosa ny 1 Février 2025 ny batisan' i Ravakiniaina Misa Safidy.

Fanokanana an'i Elder Rasoanaivo hanompo @ fotoana feno. Mission Durban Afrika Atsimo.Mirary SOA dia mahavita be @ asa.
13/04/2024

Fanokanana an'i Elder Rasoanaivo hanompo @ fotoana feno. Mission Durban Afrika Atsimo.
Mirary SOA dia mahavita be @ asa.

Tontosa androany ny présentation Kilonga Ambohimangakely. Misoatra an 'izay rehetra nanampy ny ankizy
12/11/2023

Tontosa androany ny présentation Kilonga Ambohimangakely. Misoatra an 'izay rehetra nanampy ny ankizy

11/11/2023
11/11/2023

Last chrismas

Tontosa omaly 4 Nov2023 ny batisan' i Rajerison Lisy
05/11/2023

Tontosa omaly 4 Nov2023 ny batisan' i Rajerison Lisy

Address

Ikianja Ambohimangakely
Antananarivo
103

Telephone

+261346372135

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share