FLM Ambohidratrimo Firaiketana

FLM Ambohidratrimo Firaiketana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FLM Ambohidratrimo Firaiketana, Church of God, Ambohidratrimo, Antananarivo.

Tsy azo Lavina mihintsy ny tenin'Andriamanitra misy mantsy ny kristianina sasany mitoky @ fahalalany diso tafahoatra ka ...
29/09/2023

Tsy azo Lavina mihintsy ny tenin'Andriamanitra misy mantsy ny kristianina sasany mitoky @ fahalalany diso tafahoatra ka manao tsinotsinona @ voalazan'ny soratramasina indraindray!

"Matokia an'i Jéhovah amin'ny fonao rehetra, fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, fa Izy handamina ny lalanao"
Ohabolana 3: 5-6

Ny voalazan'ny soratra masina dia mahitsy sy mazava⛪️
29/09/2023

Ny voalazan'ny soratra masina dia mahitsy sy mazava⛪️

Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy,
dia namepetra azy
tsy hiala an'i Jerosalema,
fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray,
izay efa renareo tamiko, hoy Izy

Asan'ny Apostoly 1 : 4

29/09/2023

Mahereza na aiza na aiza misy anao fa tsy izay manao hoe Tompoko Tompoko no miditra @ fanjakan'ny Lanitra!

⛪️♥️⛪️
29/09/2023

⛪️♥️⛪️

29/09/2023

Raha sedrainao ny olana aza kivy fa manana fanantenana mandrakariva ao amin'ny tompo!⛪️

29/09/2023

⛪️Misy olona tsy miatsaravelatsihy sarotra hadinoina misaotra azy ireo fa manohina ny fo♥️ mikaroka ny ondry sy manampy azy ireny, ny tompo hamaly ny soa vitany⛪️

Hafatra kely hoantsika è!
16/09/2020

Hafatra kely hoantsika è!

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo

Telephone

0332163876

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambohidratrimo Firaiketana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FLM Ambohidratrimo Firaiketana:

Share

Category