Teny Fiainana

Teny Fiainana Mivavaha Ka aza aza mitsahatra

04/06/2024

Tia anao Jesosy

31/03/2024

Joyeux Pâque
à
Nous

03/03/2024

Isan’andro dia mamindra Fo ♥️ amin ntsika
ANDRIAMANITRA

29/02/2024

Ndao isika androany tonga dia hisaotra an ‘
ANDRIAMANITRA fotsiny euh

24/01/2024

Sarotra ny lalana fa Jesosy Kristy
Miaraka amin tsika foana raha mino Azy isika

Vavaka dia ampy
26/10/2023

Vavaka dia ampy

Tsarovy ry mpino fa Andriamanitra Dia manohana antsika raha miantso Azy isika
18/10/2023

Tsarovy ry mpino
fa Andriamanitra
Dia manohana antsika
raha miantso Azy isika

17/10/2023

Aza avela ho very maina ny fotoana ananao ⏱
Araraoty ary ampiasao amin’ny Tsara ❣️

16/10/2023

Ataovy Hitan’ny olona hoe
🇲🇬Zanak’Andriamanitra ianao🇲🇬

14/10/2023

Mandehana ary tanteraho ny adidinao
Aza adino ny mametraka ny tontolo andro eo ambany fitondrany Jesosy

13/10/2023

🇲🇬Ry Malagasy namako 🇲🇬
Mivavaha ho an’i Madagasikara

13/10/2023

Ianao no mila an’ANDRIAMANITRA
Ka manatona Azy

Address

Paradis
Antananarivo
103

Telephone

+261343151578

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teny Fiainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share