Winners' Youth Alive Fellowship Antananarivo Madagascar

Winners' Youth Alive Fellowship Antananarivo Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Winners' Youth Alive Fellowship Antananarivo Madagascar, Religious organisation, Antananarivo.

Ity pejy ity dia nataon'ny vondrona "Youth Alive Fellowship" manokana mba hitoriana, hampianarana, hitaizana sy hilazana vaovao tsara ny olona rehetra indrindra fa ny tanora mba hahatonga azy ireo hanana fiainana feno voninahitra ao amin'i JESOSY KRISTY.

🚨 H - 2  ( efa latsaka ary 🤩)Aiza ho aiza ianao , efa fotoana iomanana izao na ara - batana , indrindra ny ara- panahy 💥...
18/08/2026

🚨 H - 2 ( efa latsaka ary 🤩)

Aiza ho aiza ianao , efa fotoana iomanana izao na ara - batana , indrindra ny ara- panahy 💥

Efa miandry anao ny fanatrehany , ianao sisa no andrasana 🫵🤭

🚨 Tandremo sao ny baiboly sy ny cahier fandraisana note indray no adino fa ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra annnn😂

📍 GLORYLAND ANDOHATAPENAKA ( akaikin'ny socavitre)

🕖 07 ORA HARIVA



Toy izao ny fandaharam-potoana mandritra ny fihaonamben'ny tanora 2026 🤜🤛
18/08/2026

Toy izao ny fandaharam-potoana mandritra ny fihaonamben'ny tanora 2026 🤜🤛


Tonga ity ilay fotoana ! 🤩🔥 AMBARATONGA MANARAKA ⬆️🤝Rahariva amin'ny 07 ora ny fotoana ary eee ary miarahaba anao sahady...
18/08/2026

Tonga ity ilay fotoana ! 🤩🔥

AMBARATONGA MANARAKA ⬆️🤝

Rahariva amin'ny 07 ora ny fotoana ary eee ary miarahaba anao sahady tongasoa amin'ny ambaratonga manaraka izay andrandrainao , aza adino miaraka amin' ny tanora mitovy aminao 🥰

📍 Gloryland Andohotapenaka ( akaikin'ny socavitre)

🕖 7 ora hariva

Tsy manasa anao ho tonga fotsiny fa manasa anao ihany koa ho tonga sy iakatra amin'ny ambaratonga manaraka 🫵⬆️

🚨 J - 2  EFA VONONA VE IANAO? 🔥Tsy fihaonambe tsotra izao! 👀5 andro feno zavatra mahaliana no miandry anao! 🎉🎤 Talents &...
16/08/2026

🚨 J - 2

EFA VONONA VE IANAO? 🔥

Tsy fihaonambe tsotra izao! 👀

5 andro feno zavatra mahaliana no miandry anao! 🎉

🎤 Talents & expressions
🎯 Games & challenges
🤝 Nouvelles rencontres
🔥 Moments forts entre jeunes
💡 Inspiration & partage
😂 Fun & ambiance jeune

Fa ambonin’izany rehetra izany, fotoana iray hihaonana amin’Andriamanitra, hitomboana, ary hiakarana amin’ny ambaratonga vaovao! 🤩⬆️

🚀 AMBARATONGA MANARAKA

📅 18–22 Aogositra 2026
📍 Gloryland Andohatapenaka


14/08/2026

FIHAONAMBEN'NY TANORA 2026⬆️🔥

Tsy resaka lava, 5 andro fotsiny hanavaozana ny finoanao, hanadiovana ny sainao, ary hirosoana amin’ilay hoavy nomanin’Andriamanitra ho anao 🫵🧐

Na miasa ianao, na mianatra, na mbola mitady ny ambaratonga manaraka eo amin’ny fiainanao, eto no tokony hisy anao ⬆️🔥

Avia hiaina fiankohofana marina, hihaino fampianarana mahery, ary hihaona amin’ireo olona izay mizotra amin’ny lalana mitovy aminao 🤜🤛

Ao ambadiky ny fihaonana rehetra, ny fijoroana vavolombelona rehetra, ny fiainana rehetra novain’Andriamanitra, ary ny taranaka rehetra mitsangana ho an’i Kristy, dia misy tantara iray mendrika hotantaraina dia ny tantaranao 🤭🤝

Mandrosoa amin’ny finoana. Mitomboa ao amin’i Kristy. Ary miakara amin’ny ambaratonga manaraka! 🙌🔥

🔥 FIHAONAMBEN’NY TANORA

✨ Lohahevitra: AMBARATONGA MANARAKA

📅 18 hatramin’ny 22 Aogositra

📍 GLORYLAND ANDOHATAPENAKA



Youth Alive Global

A night was had yesterday at our Special Feet Washing Service.This month and beyond, we are taking dominion over every s...
13/08/2026

A night was had yesterday at our Special Feet Washing Service.

This month and beyond, we are taking dominion over every sickness and disease.

Keep engaging, keep believing!

🎤 MICRO 🎙️🤩  Feo iray nanandratra ilay anarana iray  ✊ Feo tokana nanako nampiray 🥇🔥
08/08/2026

🎤 MICRO 🎙️🤩

Feo iray nanandratra ilay anarana iray ✊

Feo tokana nanako nampiray 🥇🔥


Azôvy ny championnnnnn 🎖️🥇?? Izahay jiaby jiaby io tonton ahh😎Nampiseho firaisam-po isika teto , tsy nozarain'ny toerana...
01/08/2026

Azôvy ny championnnnnn 🎖️🥇??

Izahay jiaby jiaby io tonton ahh😎

Nampiseho firaisam-po isika teto , tsy nozarain'ny toerana , tsy nozarain'ny fasahamihafana fa samy faly nibata ny amboara 🥳✊

Fahatsaran' andriamanitra 🥳Tsy voafetran'ny fotoana , taona ny fitiavana indrindra ho an'Andriamanitra fa fo mahatoky ar...
01/08/2026

Fahatsaran' andriamanitra 🥳

Tsy voafetran'ny fotoana , taona ny fitiavana indrindra ho an'Andriamanitra fa fo mahatoky ary tsy miovaova ❤️✊

Jehovah ehhhh ! Jehovah ahhh  !!Avy amin' ny foko manontolo Jesosy aahhh🤲
01/08/2026

Jehovah ehhhh ! Jehovah ahhh !!

Avy amin' ny foko manontolo Jesosy aahhh🤲

Address

Antananarivo

Telephone

+261346764989

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Winners' Youth Alive Fellowship Antananarivo Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share