05/05/2026
🔥 TOURNOI FOOTBALL – JEU À 7 🔥
Ny STK - Vinany Amboara Fanatanjahantena (VAF) dia faly manasa antsika rehetra handray anjara amin’ny tournoi football mahafinaritra!
⚽ Endrika : Jeu à 7
📆 Daty : Asabotsy 13 Jona 2026
📍 Toerana : Terrain synthétique Vinany
⏰ Ora fanombohana : 08h00 (tsy misy fahatarana)
💸 Fandraisana anjara : 120.000 Ar / équipe
🏆 LOKA 🏆
🥇 Voalohany : 500.000 Ar + Coupe + Médaille
🥈 Faharoa : 120.000 Ar + Médaille
💥 Tournoi rapide : vita ao anatin’ny andro iray ihany!
👥 Iza no afaka mandray anjara ?
👉 Sampana sy fikambanana rehetra ao amin’ny fiangonana
📩 Fisoratana anarana :
Izay te handray anjara dia afaka mangataka na mandefa taratasy fanasana
📞 Fifandraisana :
034 25 366 81
034 26 388 33
034 39 402 18
⚡ Aza tara! Miaraha mifaninana, miala voly ary mampiray!