17/09/2024
Aza adino,mitohy hatrany ny fotoanatsika ee...
Fandaharam-potoanan'ny Fiangonana Finoana sy Fanantenana
👉Marim-baovao FANOVOZAN-KERY
Isaky ny Alatsinainy maraina : @ 6ora30' - 7ora30'
👉Finoana sy Fanasitranana/Vavaka fanafahana
Isaky ny Alarobia atoandro: @ 12ora - 1ora30'
👉Fampiorenana
Isaky ny Zoma atoandro : @ 12ora - 1ora30'
👉Vavaka sy Fiderana ary fiankohofana_toriteny fampaherezana
Alahady maraina:
Fidirana 01: @ 7ora15' - 9ora45'
Fidirana 02:@ 10ora15' - 12ora30'
Alahady hariva:
Fampianarana Soratra Masina
Isaky ny amin'ny 1ora30' - 3ora30'
Toerana: C.F.M Anosy
Cercle Franco_Malagasy Anosy
"Aza mahafoy n'y fiarahantsika miangona..." Hebreo 10 : 25a
Tongava maro.
Zarao amin'ny namanao mba ho hitan'ny rehetra.