Join This Chariot

Join This Chariot Efe 6:19 ... hiloa-bava amin'ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara.

20/02/2024

Iza no arahinao ?đŸš¶đŸ» Iza no modelinao ?đŸȘž
Fantaro fa izay hifantohanao🧐, henoinao sy jerenao no miseho eo amin'ny fiainanao...

🚹🚹Aza mampitaha ny tenanao amin'ny hafa eny fa na dia Kristiana tahaka anao aza izany !🚹🚹
Manoro hevitra anao aho hoy i Paoly hoe :"Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an'i Kristy."(1 Kor 11:1) Mampiseho antsika ny tokony ho anoharantsika ny tenantsika izy. 😌

1Pi 2:9 Malagasy Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eks. 19.6), olona nalain'An...
03/01/2024

1Pi 2:9 Malagasy
Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eks. 19.6), olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga;

01/01/2024

HAPPY NEW YEAR 2024! Daolo isika rehetra 😁
Andao isika hanazava ity tontolo ity ⚡

Gal 6:17 "Amin'izao sisa izao aoka tsy hisy hanahirana ahy intsony; fa izaho mitondra ny marik'i Jesosy voatomboka eo am...
06/12/2023

Gal 6:17 "Amin'izao sisa izao aoka tsy hisy hanahirana ahy intsony; fa izaho mitondra ny marik'i Jesosy voatomboka eo amin'ny tenako."

Tahian'i Jesosy daholo isika mpiray fanantenana.Misy fotoana lehibe mitondra ny lohahevitra hoe: "VANIM-POTOANA ho amin'...
15/08/2023

Tahian'i Jesosy daholo isika mpiray fanantenana.

Misy fotoana lehibe mitondra ny lohahevitra hoe: "VANIM-POTOANA ho amin'ny FIOVANA" ny Asabotsy 26 aogositra 2023 ho avy izao amin'ny 09 ora maraina ao PK Zero (cercle cheminots Antanimena )

misy lehilahin'Andriamanitra nalefan'i Pst Chris miaraka amin'ny hosotra izay hitondra fiovana eo amin'ny fiaianano toy ny ara-bola , fahasalamana ankohonana , asa ,business , . . .

Aza votsotra amin'io fotoana io ianao fa "tsy maintsy hahazo tombony amin'io ianao"

Fanazavana fanampiny :

034 41 682 47

TIA AHY ANDRIAMANITRA, IZANY TOKOA VE? HATRAIZA? NAHOANA?Tahian'i Jesosy daholo indray isika rehetra. 😁 Alohan'ny hidira...
19/04/2023

TIA AHY ANDRIAMANITRA, IZANY TOKOA VE? HATRAIZA? NAHOANA?

Tahian'i Jesosy daholo indray isika rehetra. 😁
Alohan'ny hidiran-tsika lalina amin'ny resaka vavaka dia ilaina fantarina aloha oe iza ilay hivavahana!

Ka hoalazaiko aminareo izany hoe iza ilay Andriamanitra hifanakaikaizina!
Andriamanitra dia tia anao , mety hiteny ianao hoe "inona no porofo amin'izany ?" dia ireto omeko ireto ny sasany.Andriamanitra dia fitiavana ,tsy hoe toetrany fotsiny izany fa izay mihintsy ny natiorany.Tiako ho takatrao tsara izany ,ny trondro tsy miezaka ny hiaina any anaty rano fa efa zay ny natiorany .Mino aho fa azonao amizay izany.Efa nilaza i Apostoly Paoly ao amin’ny efesianina 1.4 « araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao, mba ho masina sady tsy misy tsiny eo anatrehany isika» Tsy isika no nisafidy ny hitia an’Andriamanitra fa Andriamanitra no nisafidy antsika ho azy.Izany dia noporofoiny tamin’ny nandefasany an’i Jesosy ho fanavotana antsika ,hividy antsika tamin’ny rĂĄny tany amin’ny satana mba hanafaka antsika amin’ny aizina ka hifindra ao amin’ny fahazavany lehibe. Tokony io fitiavana io no hitarika antsika ,ny fitiavan’Andriamanitra dia ampidinin’ny ny Fanahy Masina ao am-pontsika (Ro. 5:5 ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika.)
Io ny fahafantarana sy fahatakarana ny halehiben’ny fitiavan’Andriamanitra antsika dia hampiboiboika ilay rano velona(fitiavana an’Andriamanitra sy fiadanana izay efa nampanatenain’i Jesosy)
Dia io fitiavana io no mitarika antsika sy mitazona antsika ho ao Aminy mandra-pahatongany!

Vavaka: (RAHA AFAKA IANAO DIA TENENO/VAKIO MAFY ARY AMIN’NY FO ITY VAVAKA ITY)
Misaotra betsaka Ray malala fa tia ahy ianao , mbola tsy nisy akory izao tontolo izao dia efa nisafidy ahy ianao,misaotra ny amin’ilay fitiavanao tsy misy fetra. Misaotra jesosy fa nampihavananao tamin’ilay Dada tonga

19/04/2023
14/04/2023

2000 taona lasa Jesosy no teo amin'ny hazo fijaliana niaritra ny mafy dia ianao no tao an-tsainy ."Aminy 2023 i (ny anaranao) mila Ahy " Ie ianao no tao an-tsainy !
Sarobidy aminy Ianao ary ny vaovao lehibe indrindra : "TIA ANAO IZY".

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Join This Chariot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share