Ny ho avy

Ny ho avy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny ho avy, Church of Jesus Christ of Latter-day Saints, Tana 101, Antananarivo.

Hamiratra ny hoavinaoHamiratra ny hoavikoHamiratra ny hoavintsika🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
25/08/2023

Hamiratra ny hoavinao
Hamiratra ny hoaviko
Hamiratra ny hoavintsika
🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻

13/11/2022

Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo.

28/08/2022

* Inona moa izany no tena maha Malagasy antsika ankehitriny eto, @ izao taonjato faha-21 izao?
Tsy misy maharatsy ny mitafy lamba gasy sy manao satroka, ohatra izao, izay no maha Malagasy.
* Raha ny fanompoan-tsampy kosa no atao hoe maha Malagasy, de hevitra tena diso. Koa tena diso hevitra ianareo.
Ny fombafomba fanompoan-tsampy tsy mahasoa, aleo tsy atao intsony. Raha te hahita soa, de araho ny tenin'Andriamanitra.
* Vokatry ny tsy fanarahana ny tenin’Andriamanitra no mahatonga ny firenentsika eto, ho voaozona. Mbola tsy takatrareo ary tsy fantatrareo foana ve?
(Ao amin'ny fampianarana sy ny hafatry ny TOMPO ihany no tsy maintsy hiverenana!)
* "Ialao ny toe-dratsy, ilaozy ny sampinareo sy ny fomba rehetra maharikoriko fanaonareo." (Ezekiela 14.6)
"Ireo firenena izay efa horoahinareo ireo no mihaino ny mpanandro sy ny mpimasy; fa ianareo kosa tsy avelan'ny TOMPO Andriamanitrareo hanao izany." (Deoteronomy 18.14)
* "Ny olona izay mivily hanaraka izay mpiantso ny fanahin'ny maty, na izay mpanandro ka hijangajanga hanaraka azy, dia hifanandrina aminy ny tavako ; " (Levitika 20.6)

24/08/2022

Ampindramo sira kely...
Ampindramo 25 kely fa ..
Marary i X fa ampindramo vola...
Afaka mijery télé ao aminareo ve?
Mba mametrà menaka fefany fa ohatran'ny avy nanao provision be nareo...

MAHAZAKA TSY MITROSA VE IANAO?

Ny olona tsy manana tanjona lavitr'ezaka dia maika amin'ny zavatra ivelany;
Fitafy, finday raitra, fiara raitra, vacance be, fety, télé extra grand large...

Ny olona manana tanjona dia mitsinjo lavitra ary manao kajy;
hainy ny manavaka ny mahasoa sy ny mahafinaritra

Aza menatra amin'ny pozinao, io aloha zao no tsara indrindra hanananao..

Aza menatra hoe mandeha tongotra foana, io aloha no fitaovana tsara indrindra hanananao...

Aza menatra misakafo tsotra, io aloha no takatra zao...

Tadidio fa tsy ho ohatran'izao foana nge ianao e

"Aza miaina fiainana tsy zakanao".
"Aza mihaingo eo ambony tsikoko"
"Aza misavi-tsaranga"

Fianarana ho anao ny eo am-pelatananao androany

© Mianatra Mahomby

Address

Tana 101
Antananarivo
IVV50

Telephone

+261333715030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny ho avy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share