Fihaonamben'ny Tanora sy ny Sampana Analamanga Avaratra

Fihaonamben'ny Tanora sy ny Sampana Analamanga Avaratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fihaonamben'ny Tanora sy ny Sampana Analamanga Avaratra, Religious organisation, Antananarivo.

18/06/2024

Miarahaba ary manonona ny Fiadanan'i Jesosy amitntsika rehetra..
Misy vaovao hampitaina ireto mahakasika ny TAMIRAY
- Pétanque : Asabotsy 22 jona amin'ny 8 ora eo amin'ny terrain manarapenitra Ambotrimanjaka
-Basket lahy: Asabotsy 22 jona Quart de finale eo amin'ny terrain manarapenitra 67 ha
-Foot:Alakamisy 20 jona Fizarana poules ao amin'ny Rez de chaussée Fitandremanana Taninanandrano amin'ny 10 ora
Mankasitraka tompoko

ELIMINATOIRES TAMIRAY 2024Miarahaba antsika ary manonona ny Fiadanan'i Jesosy amintsika rehetra.Toy izao manaraka izao n...
05/06/2024

ELIMINATOIRES TAMIRAY 2024
Miarahaba antsika ary manonona ny Fiadanan'i Jesosy amintsika rehetra.
Toy izao manaraka izao ny vaovao mahakasika ny Fifanintsanana ao amin'ny Synaoda Analamanga Avaratra FPVM
Amin'ny Asabotsy 08 Juin 2024 ho avy izao ny Quart de Finale eo amin'ny TERRAIN ISAHAFA LAZAINA
🏆8H: FPVM LAZAINA vs FPVM ANIOSY AVARATRA
🏆10H: FPVM SABOTSY NAMEHANA vs FPVM ANTSAPANDRANO
🏆13H: FPVM AMBANIVATO vs FPVM ANKADIKELY
🏆15H: FPVM ANJAZAMAROLAHY vs FPVM TSARAHONENANA

Zarazarao ho hitan'ny namana rehetra..

Sary fanehoana: FPVM ANKADIKELY sy FPVM TSARAHONENANA..01/06/24

Toy izao indray ny tokontany be notontosaina ny Alahady 21 aprily 2024 teo.Ho avy indray ny an'ny tanora ato ho ato dia ...
22/04/2024

Toy izao indray ny tokontany be notontosaina ny Alahady 21 aprily 2024 teo.

Ho avy indray ny an'ny tanora ato ho ato dia manasa antsika havitrika hatrany.

Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany ❤️

VOKA-DALAO CHAMPIONNAT TAMIRAY FPVM 20231-🏀🏀Basket-ball🏀🏀: a)Lahy 🎖️Ekipa mavitrika : LAPAN'NY RAY ITAOSY🎖️Ekipa fairpla...
29/01/2024

VOKA-DALAO CHAMPIONNAT TAMIRAY FPVM 2023

1-🏀🏀Basket-ball🏀🏀:
a)Lahy
🎖️Ekipa mavitrika : LAPAN'NY RAY ITAOSY
🎖️Ekipa fairplay: KTZA TANINANANDRANO
🎖️Ekipa mendrika: LAZAINA
🥈vice-champion: IVATO
🥇Champion: AMBOTRIMANJAKA
🎖️Mpilalao mendrika: Onja ( Ambotrimanjaka)
🎖️Champion tir 3 pts: Gauche Kely ( Tsarahonenana)

b) Vavy
🎖️Championne tir 3 pts: Fanevantsoa
🎖️Ekipa mendrika: SABOTSY NAMEHANA
🥈vice-champion: TSARAHONENANA
🥇Champion: AMBOTRIMANJAKA

2- ⚽⚽Football⚽⚽
a) Meilleurs buteurs:
🥇Judi ( Ampitatafika)
🥈Chacha (Tsarahonenana)
🥉Tolotra ( Ambotrimanjaka)
b) Mpilalao mendrika
🥇Christophe ( Ambotrimanjaka)
🥈 Feno. (Ambohimahitsy)
🥉Chacha ( Tsarahonenana)
c) Kapiteny mendrika
🥇Kapitenin'Ampitatafika Firaisakina
🥈Kapitenin' Amoronakona
🥉Kapitenin'Antsapandrano
d) Ekipa révélation 2023:
🎖️AMORONAKONA
🎖️ LAZAINA
e) Ekipa fitaratra 2023
🎖️ANJAZAMAROLAHY
🎖️AMBOHIMAHAMANINA
f) Ekipa mavitrika 2023
🎖️ANKARAOBATO
g) Ekipa Fair-play:
🎖️IAVOLOHA
🎖️ ANTSAPANDRANO
h) Ekipa mendrika 2023:
🎖️LAPAN'NY RAY ITAOSY
i) 4e place
🎖️ AMBOHOMAHITSY
j) 3em place:
🥉TSARAHONENANA
k) Vice champion:
🥈AMPITATAFIKA
l) Champion TAMIRAY 2023:
🥇AMBOTRIMANJAKA

Efa misokatra ny taom-pitaizana 2024 ⚽🏀...

Amin'ny asabotsy 27 janoary ho avy izao ary ny fotoanatsika amin'ny fanolorana ny amboara rehetra tamin'ny Lalao footbal...
25/01/2024

Amin'ny asabotsy 27 janoary ho avy izao ary ny fotoanatsika amin'ny fanolorana ny amboara rehetra tamin'ny Lalao football sy Basketball nandritra ny TAMIRAY🥰..
Manomboka amin'ny 2 ora ny fotoana ao amin'ny FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA...Tongava maro

Fiadanana .CHAMPIONNAT ANALAMANGA TAMIRAYToy izao ny voka-dalao ho an'ny 1/8 eme de finale aller taranja football,,ho an...
16/10/2023

Fiadanana .
CHAMPIONNAT ANALAMANGA TAMIRAYToy izao ny voka-dalao ho an'ny 1/8 eme de finale aller taranja football,,ho an'ny SPAAV:
👉FPVM TSARAHONENANA(3) VS FPVM IAVOLOHA(0)
👉FPVM ANKARAOBATO(2) VS FPVM ANTSAPANDRANO(3)
👉FPVM AMBOMAHAMANINA(1) VS FPVM ANJAZAMAROLAHY(1)
👉FPVM ISAINGY (FORFAIT) VS FPVM LAZAINA

Ny match retour ho an'ireo 1/8 eme de finale ireo kosa dia ho tanterahina ny asabotsy 21 octobre 2023 ho avy izao.
Alefa SPAAV
(Sary fanehoana FPVM TSARAHONENANA VS FPVM IAVOLOHA , terrain Bourbon Analamahitsy)

1/8 eme de finale Aller ity  ifanandrinan'ny Fitandremana nandray anjara amin'ny Taranja Football
09/10/2023

1/8 eme de finale Aller ity ifanandrinan'ny Fitandremana nandray anjara amin'ny Taranja Football

Vaovao mahafaly ho antsika rehetra 🤝Misokatra ho an'ny FPVM rehetra tsy an-kanavaka ny fandraisana anjara ary eee...
09/10/2023

Vaovao mahafaly ho antsika rehetra 🤝
Misokatra ho an'ny FPVM rehetra tsy an-kanavaka ny fandraisana anjara ary eee...

21/09/2023

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita soa ny fisarihana ireo ekipa hifandrina amin'ny ekipantsika 4 (football) solotenan'ny SPAAV hiatrika ny 8eme de finale amin'ny Championnat d'Analamanga (TAMIRAY),
Ho avy tsy ho ela ihany koa ny "tirage" ho an'ny basketball.
Araho tsy tapaka ny pejy fa ho ampitaina amintsika foana ny vaovao.
ALEFA SPAAV✊✊

08/09/2023

Miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'i Jesosy ary manonona ny Fiadanan'i Jesosy ho amintsika 🥰
Fampahafantarana Fifaninanana lehibe manerana ny Synaoda 5 Analamanga (Championnat d'Analamanga) Avaratra-Andrefana-Atsimo-Atsinanana-Fiangonana Reniny Taninanandrano..
Hisy araka izany ny
- Tournoi foot à 11 (hisy solontena ekipa4 isaky ny synaoda)
-Tournoi Basketball 5*5 lahy, 5*5 vavy ( solontena ekipa 4 lahy, ekipa 4 vavy isaky ny synaoda)
-Concours de chant évangélique : solo sy groupe de 5 ( misokatra ho an'ny mpino FPVM rehetra ato anatin'ny synaoda)
-Question pour un chrétien
Hisokatra tsy ho ela ny fisoratana anarana ho an'ireo Fifaninanana maro samihafa ireo...
Araho tsy tapaka ny pejy
Samia Tahian'Andriamanitra
Infoline :0346206608
-

29 sy 30 Jolay izany ny fotoanantsika amin'ilay Fihaonambe eny amin'ny Tanana Soa Ambohimanga Rova Infoline: 0346206608
14/07/2023

29 sy 30 Jolay izany ny fotoanantsika amin'ilay Fihaonambe eny amin'ny Tanana Soa Ambohimanga Rova
Infoline: 0346206608

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fihaonamben'ny Tanora sy ny Sampana Analamanga Avaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share