23/04/2026
Isaia 43:19
[19]Indro, IZAHO efa HANAO ZAVA-BAOVAO...."
🔥3 ALAHADY ho amin'ny fiovana vaovao
🔥 17 / 24 / 31 MAI amin'ny 9h30 sy 2h30
🔥 Rhema REVIVAL 67HA ANKASINA ampitan'ny solo 24 lalam-baovao rocade
🔥Fotoana iray hanonerana izay rehetra rava teo amin'ny fiainanao satria HANAO ZAVA BAOVAO I JESOSY
🔥 Pasteur Castelanis Joy sy Pasteur Fahendrena Blessing