17/10/2023
Finaritra avy isika zanaky ny fiangonana , ny fetintsika zanaky ny FJKM Ambohimandroso Fiorenana Itaosy dia ny 29 Oktobra 2023 izao, hanomboka aminny 9 ora ny fotoam-pivavahana, hisy sakafo hatolotry ny fiangonana ho antsika taranaka tonga eny antanindrazana amin'io , manantena ny fahatongavantsika rehetra, ho tahin'ny Tompo avy isika ka ho tafahaona soa amantsara