VLM Androhibe

VLM Androhibe Manampy anao izahay hiala amin'ny zava mahadomelina na zavatra mampiankin-doha anao ka mety hanimba ny fahasalamanao.

✨"Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao."✨🤔 Matio 1️⃣2️⃣ : 3️⃣7️⃣
20/08/2026

✨"Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao."✨

🤔 Matio 1️⃣2️⃣ : 3️⃣7️⃣

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY A N T A N A N A R I V O« koa mandehana hianareo,dia ataovy mpianatra ny fi...
15/08/2026

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
SYNODAM-PARITANY
A N T A N A N A R I V O

« koa mandehana hianareo,
dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra » - Matio 28 : 19a

ISAN-TAONA SPANTA - XXV

📅 26 – 30 Aogositra 2026

📍 FILEOVANA TANJOMBATFLM Tanjombato Ofisialyly

TOERANA :
ZONE FORELLO
TANJOMBATO

FAMPIANARANA | TORITENY | VAVAKA | HIRA | FANKALAZANA

👑 VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY

27/07/2026

Vakiteny (a) : Eks. 33:18-23
Vakiteny (b) : Rom. 8:18-25
Lahateny (1) : « Ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra amin'ny fomba itondrany ny mpanompony » – Past. RANDRIATSALAMA Belaza A., Birao SP Boeny Mahajanga
Toriteny (4) : Lio. 13:22-30 – Past. ANDRIANAIVONDRAPARANY Jocelyn, Filoha SP Antsiranana

✨"Hankalaza ny anaran'Andriamanitra amin'ny fihirana aho, ary hidera Azy amin'ny fisaorana."✨ ➖ Salamo 6️⃣9️⃣ : 3️⃣0️⃣
05/07/2026

✨"Hankalaza ny anaran'Andriamanitra amin'ny fihirana aho, ary hidera Azy amin'ny fisaorana."✨ ➖ Salamo 6️⃣9️⃣ : 3️⃣0️⃣

"Amin'ny anaran'i Jesosy" - Kol.3️⃣:1️⃣7️⃣💗 "Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana iz...
29/06/2026

"Amin'ny anaran'i Jesosy" - Kol.3️⃣:1️⃣7️⃣

💗 "Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany," 💗
📌 Hebreo 6️⃣ : 1️⃣0️⃣

⛪ FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ANDROHIBE FINOANA

🗓 0️⃣4️⃣ ➖ 0️⃣5️⃣ JOLAY 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
🎁 FANOKAFANA FANKASITRAHANA KATEKISTA GEORGINE Salama Manosika, MIANAKAVY.

🔖 Ry havana, hankalaza sy hanome voninahitra an'Andriamanitra isika, amin'ny fankasitrahana ny Raiamandreny KATEKISTA GEORGINE MIANAKAVY

FANDAHARAM-POTOANA

🗓 Sabotsy 0️⃣4️⃣ Jolay 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
-Fampianarana, araka ny SORATRA MASINA
-Fotoam-pifohazana

🗓 Alahady 0️⃣5️⃣ Jolay 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
🕣 Fidirana : @ 8️⃣ : 5️⃣7️⃣ Ora maraina
- Fanompoam-pivavahana Ara-litorjika
- Fanokafana fankasitrahana
- Rotsa-balopy, Varotra.
🍷 Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
- Sakafom-pifaliana, jifaina 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ariary
- ANTSAM-PIDERANA hiarahana amin'ireo SAMPANA sy FARITRA rehetra ato amin'ny FIANGONANA FINOANA - ANDROHIBE

🙏 Ndao tohanana ny Raimandrenitsika,

👑 VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY

✨"Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro : Ity firenena ity nanao hoe : Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hana...
20/06/2026

✨"Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro : Ity firenena ity nanao hoe : Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon'i Jehovah. Dia tonga ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe : Moa andro tokony hitoeran'ny tenanareo ao amin'ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa rava ity trano ity? Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro : Hevero ny lalanareo. Efa namafy be ianareo, nefa kely no taomina : mihinana ianareo, nefa tsy voky; misotro ianareo, nefa tsy afa-po; mitafy ianareo, nefa tsy misy mafana; ary izay mahazo karama dia mahazo karama hatao an-kitapo loaka.Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro : Hevero ny lalanareo. Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah."✨

📌 Hagay 1️⃣ : 2️⃣ ➖ 8️⃣

🙏 Isaorana Jehovah Tompon'ny maro.
✅ NataoNY tanteraka anio ny "Déjeuner Concert", niarahantsika tamin'ny Antoko Mpihira Koraïta.

✅ Niakarana tany an-tendrombohitra, ka naka hazo, ary hatao ny trano, dia hankasitrahan'i Jehovah izany, sady hankalazaina , hoy Jehovah.

✅ Mankasitraka ny fiombonana fikarakarana sy ezaka rehetra ry havana ary mankatelina ny fiarahantsika mianakavy mientana hatrany. Ho tahin'i Jehovah Tompon'ny maro daholo anie.

✅ Aoka ho tsarovana am-bavaka ny Fiangonantsika sy ny asa Fanorenana.

👑 VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY.

✨"Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary...
20/05/2026

✨"Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.✨"

1️⃣ Samoela 1️⃣7️⃣ : 4️⃣7️⃣


⛪ Fiangonana Finoana, Androhibe
⛪ Fiangonana Fitiavana, Antanandrano
⛪ Fiangonana Fanantenana, Ambohimangabe

✨"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; ary eto amin'...
19/05/2026

✨"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; ary eto amin'ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro."✨

Hagay 2️⃣ : 9️⃣

📌 "...izay tsy miara-mamory Amiko dia manahaka." - Mat.12:30b-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-👑 VONINAHITR'ANDRIAMANITRA I...
15/04/2026

📌 "...izay tsy miara-mamory Amiko dia manahaka." - Mat.12:30b
-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-:-
👑 VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY
☀️ Misaotra an'i Jesosy Kristy irery ihany, isika fa efa tanterahiNY eto amintsika FLM ANDROHIBE FINOANA koa izao ny fampiadanaNY sy fampaherezaNY ny oloNY amin'ny alalan'ny TENINY sy ny asaNY isan'andro, isa-maraina, amin'ny alalan'ny fotoana MARAIM-BAOVAO.
🕕 ISAN'ANDRO, amin'ny 0️⃣6️⃣:0️⃣0️⃣ ➖ 0️⃣7️⃣:0️⃣0️⃣ Ora maraina.
🙏 HO TAHIN'I "JESOSY IRERY IHANY" HATRANY DAHOLO RY HAVANA.


04/03/2026

✨"Si je cherchais encore à plaire aux hommes, je ne serais pas serviteur de CHRIST."✨ ➖ Galates 1️⃣ : 1️⃣0️⃣

📌 "Raha mbola mila sitraka amin'olona aho, dia tsy mpanompon'i KRISTY". — Galatiana 1 : 10

Address

Androhibe
Antananarivo
261

Telephone

+261344166149

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VLM Androhibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to VLM Androhibe:

Shortcuts

Share