Chorale Espoir Manjakaray

Chorale Espoir Manjakaray Hifampizarana ny vaovao, hira, sary, fampaherezana, hetsika eo anivon'ny antoko-pihiran'ny ankizy ato amin'ny fiangonana Adventiste Manjakaray.

22/11/2025

10/07/2025

1Tant 29:13: « Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra »

🎶Ry Espoir Malala 🎶✨Anjarantsika no mihira rehefa Sabata faharoa ✨Aza adino ny akanjo TENUE BLEU MARINE Ary ny famerenan...
09/05/2025

🎶Ry Espoir Malala 🎶
✨Anjarantsika no mihira rehefa Sabata faharoa ✨
Aza adino ny akanjo TENUE BLEU MARINE Ary ny famerenana vita S.S
✨Mankasitraka indrindra ✨

01/02/2025

🎶 inona e jeso🎶
✨Hira tsika espoir amin'ny Sabata ho avy izao✨
🔸Fianaran-kira manomboka @ 01 ora folakandro isan-tsabata
❗P.S:Robe fotsy ho an'ny vehivavy lehibe tsy manana tenue Sy cheftaine ❗

🎉✨Tratran'ny taona vaovao✨🎉✨Fisaorana feno ho anao manokana ✨Ray aman-dreny, ankizy, mpitarika, mpanaraka🎉🎉Ho taona feno...
31/12/2024

🎉✨Tratran'ny taona vaovao✨🎉
✨Fisaorana feno ho anao manokana ✨
Ray aman-dreny, ankizy, mpitarika, mpanaraka🎉
🎉Ho taona feno fitarihan'Andriamanitra sy fahasoavana 🎉
🎶ESPOIR MJK : 2025🎶

✨ ESPOIR MANJAKARAY✨Mandray Anjara isika fa tongava ALAHADY 22 DESAMBRA 2024❗Fotoana: 01ora sasany (Famerenana)❗🎶Hira an...
20/12/2024

✨ ESPOIR MANJAKARAY✨
Mandray Anjara isika fa tongava
ALAHADY 22 DESAMBRA 2024
❗Fotoana: 01ora sasany (Famerenana)❗
🎶Hira anankiroa 🎶
❗❗ TENUE BLEU MARINE ❗❗

✨ SABATA 14 DESAMBRA ✨F.A.M.A.F M.J.K CULTE🎶Espoir MANJAKARAY 🎶 ❗Tenue bleu marine aza adino ❗🔸Mandray anjara hira 2 isi...
13/12/2024

✨ SABATA 14 DESAMBRA ✨
F.A.M.A.F M.J.K CULTE
🎶Espoir MANJAKARAY 🎶
❗Tenue bleu marine aza adino ❗

🔸Mandray anjara hira 2 isika ny Alahady 22 desambra ho avy izao 🔸

✨Manasa anao izahay✨

ALAHADY 24 NOVAMBRA ⛪F.A.M.A.F M.J.K⛪🎶Chorale Espoir MANJAKARAY 🎶Misaotra Tompoko
24/11/2024

ALAHADY 24 NOVAMBRA
⛪F.A.M.A.F M.J.K⛪
🎶Chorale Espoir MANJAKARAY 🎶
Misaotra Tompoko

✨ Alahady 24 novambra 2024✨Amin'ny 02 Ora folakandro 🎶Antsan-panahy an-kira🎶⛪F.A.M.A.F MANJAKARAY ⛪Maimaimpoana fa tonga...
18/11/2024

✨ Alahady 24 novambra 2024✨
Amin'ny 02 Ora folakandro
🎶Antsan-panahy an-kira🎶
⛪F.A.M.A.F MANJAKARAY ⛪
Maimaimpoana fa tongava tompoko
✨Asa fanampiana ny fanorenana ny fiangonana ✨

Address

Manjakaray
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Espoir Manjakaray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category