07/04/2023
Handeha hivavaka isika mba hanana fo feno fankasitrahana ny Malagasy tsirairay, ary mba hanana fihetsika velomin’ny fitiavana sy fankasitrahana.
Misaotra Tompo amin'ny fitahianao rehetra eo amin'ny fiainanay.
"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo." 1 Tesaloniana 5:18
_______________________________
Prions pour que chaque Malgache ait un coeur reconnaissant,
et que leur attitude au quotidien soit animé par l'amour et la gratitude.
Merci Seigneur pour toutes les bénédictions dans notre vie.
"Rendez grâces en toutes choses, car c'est à votre égard la volonté de Dieu en Jésus-Christ." 1 Thessaloniciens 5:18