Fiangonana Jesosy Fitiavana -Antananarivo - Foibe Mahajanga

Fiangonana Jesosy Fitiavana -Antananarivo - Foibe Mahajanga Notre objectif: Faire connaître et connecter les gens avec le Dieu vivant.

En tant qu'église locale, nous sommes une communauté de gens de tous les jours, recherchant à embrasser notre ville et notre nation avec l'amour de Jésus Christ.

Ce n'est pas le nom du pasteur, ce n'est pas le nom de l'église, ce n'est pas elever un homme au dessus des autres, c'es...
02/11/2025

Ce n'est pas le nom du pasteur, ce n'est pas le nom de l'église, ce n'est pas elever un homme au dessus des autres, c'est reconnaitre la grandeur et l'action de Dieu à travers le pasteur. L'eglise avance, Joyeux anniversaire pasteur Aimé Dewa. L'eglise à ambanidia prie pour toi, que le seigneur Jesus te donne l'humilité la sagesse et la passion pour son oeuvre.

https://www.facebook.com/share/1A9jAmogbT/
20/10/2025

https://www.facebook.com/share/1A9jAmogbT/

🕊️ AOKA ISIKA HO ZANAKY NY FAHAZAVANA 🕊️

📣📣📣C'est l'heure..07pm......ndao hivavaka ohhh.🔊🔊🔊

Anio, amin’izao fotoana iainan’ny firenentsika izao — rehefa voatendry ny Praiminisitra vaovao — dia antsoin’Andriamanitra isika Kristiana mba hijoro amin’ny toe-tsaina hafa.
Tsy amin’ny fitsarana na fanehoana hatezerana no aseho ny finoana, fa amin’ny vavaka, amin’ny fahendrena, sy amin’ny fitiavana.

Ny andraikitry ny Kristiana dia tsy ny hitsara, fa ny hivavaka, ny hampihavana, ary ny hampiseho ny fahazavan’i Kristy amin’ny fiaraha-monina.

📌 Fanamarihana : Voatendry androany ny Praiminisitra vaovao eto Madagasikara, amin’ny fotoana feno fanantenana nefa koa feno ahiahy ho an’ny firenena.

Anjarantsika ny maneho ny fihetseam-potsika, amin’ny fomba araka ny sitrapon’Andriamanitra.

🙏 LOHA-KEVITRA HO AMIN’NY VAVAKA :

1 Ho an’ny fontsika — Tompo ô, diovy izahay amin’ny fankahalana sy ny fitsarana tsy am-piheverana. Ampianaro izahay hanana fo tony sy vava feno fahendrena.

2 Ho an’ny governemanta vaovao — Ampianaro, Tompo ô, ity Praiminisitra vaovao ity sy ireo mpiara-miasa aminy mba hitondra amin’ny fahamarinana, amin’ny fahendrena, amin’ny fahatahorana Anao.

3 Ho an’ny Fiangonana — Aoka tsy ho lasa toerana itabatabana ny Fiangonana, fa ho toeran’ny fitoniana sy fifonanana, toerana itarihantsika ny firenena amin’ny fandriampahalemana sy ny fitoniana.

4 Ho an’ny firenena — Andriamanitra ô, sitrano i Madagasikara : avereno ny rariny, omeo hery ny reraka, asio fanavaozana eo amin’ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny asa ary ny fitantanana.

5 Ho an’ny feon’ny Kristiana amin’ny tambajotra — Aoka ny zavatra avoakantsika sy zaraitsika ho feno fahasoavana. Tsy ho teny mandratra, fa teny manasitrana. Tsy ho fanehoan-kevitra feno hatezerana, fa fanehoana ny fitiavan’Andriamanitra.

🕊️ 🙏🙏“Sambatra ny mpampihavana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra izy.” 🙏🙏— Matio 5:9

04/10/2025

https://web.facebook.com/profile.php?id=61581806276354

N'dao hivavaka.
Prions pour Madagascar
Let's pray for Madagascar

🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Plateforme d’intercession pour Madagascar – prière quotidienne à 07h du soir, ouverte à tous

Sehatra hivavahana ho an’i Madagasikara – Vavaka isan’andro amin’ny 7 hariva, misokatra ho an’ny rehetra

Join us every evening at 7 PM for a united prayer

Ohabolana 22:6 Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.✨ “...
09/09/2025

Ohabolana 22:6

Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.

✨ “Ny hoavin’ny zanatsika dia atomboka ankehitriny!” ✨
Ray aman-dreny, raiso an-tànana ny zanakareo, ento hianatra ny Tenin’Andriamanitra.
Avelao koa izy ireo hahatsapa fa ao amin’ny tontolo kristianina dia:
🎉 afaka mifaly,
🤝 afaka manana namana mahatoky tahaka an’i Jesosy,
📖 afaka mianatra amin’ny tantara sy fampianarana avy ao amin’ny Baiboly.

Ao anatin’ny lalao, fanentanana, tantara, ary fanabeazana olom-pirenena,
dia mamorona tontolo iray izahay hahafahan’ny ankizy mitombo amin’ny fampianaran’ny Baiboly.

25 juin 2025Ambanidia volosarika Evangélisation et action socialePar la grâce de Dieu et à lui seul soit la gloire. Nous...
12/07/2025

25 juin 2025
Ambanidia volosarika
Evangélisation et action sociale

Par la grâce de Dieu et à lui seul soit la gloire.

Nous avons pu faire ce concert annuel avec pleins de miracle et de protection de sa part. Certains ont eu des problèmes, d’autres ont été accidentés avant le 25, la pluie est tombée le matin, le courant a sauté à plusieurs reprises et le sorcier du quartier est venu nous défier en pleine évangélisation avec des incantations et ses gris-gris, mais……

DIEU ETAIT LA. Il A AGIS IL A GUERIS, IL A TOUCHE, DES GENS SE SONT CONVERTI. A LUI SEUL SOIT LA GLOIRE.

LE SORCIER A FUI AU NOM DE JESUS
LA PLUIE S’EST ARRETE
LE COURANT A ETE RETABLI
LES GENS NE SONT PAS PARTIS
DES AMES ONT ETE SAUVEES

Un grand merci à tous ceux qui de loin ou de près ont participé et prié pour cet évènement
Un petit coucou aux intercesseurs en arrière-plan (invisible durant l’évènement mais au combien très utiles).

Merci à toute l’église qui a participé du plus petit au plus grand.

Soyez bénis et continuons cette route, ce combat de la foi

DERAINA NY TOMPO, 4 MIANAKA IZY IRETO NO NANAIKY NATAO BATISA ANIO. ENTO AMBAVAKA I SR FANJA, SR MONICA, SR ISRAELLE ARY...
02/02/2025

DERAINA NY TOMPO, 4 MIANAKA IZY IRETO NO NANAIKY NATAO BATISA ANIO. ENTO AMBAVAKA I SR FANJA, SR MONICA, SR ISRAELLE ARY FR ROULIO

NOTRE EGLISE ANTAFOFO.ELLE FAIT MAINTENANT 10X4, APRÈS EXTENSION. NOUS AVONS AUSSI UNE SALLE D'HÉBERGEMENT AVEC CUISINE ...
24/10/2024

NOTRE EGLISE ANTAFOFO.ELLE FAIT MAINTENANT 10X4, APRÈS EXTENSION. NOUS AVONS AUSSI UNE SALLE D'HÉBERGEMENT AVEC CUISINE ET DO**HE DE 6X4. IL RESTE LA PEINTURE ET JES CARREAUX. GLOIRE À DIEU JIREH

 Zao indray no fotoanatsika mananaraka  ety Volosarika(ambanin'ny fokontany)@2:30.Hanasana anao sy ny ankohonanao.Hoento...
17/09/2024

Zao indray no fotoanatsika mananaraka ety Volosarika(ambanin'ny fokontany)@2:30.
Hanasana anao sy ny ankohonanao.
Hoento koa ny namana fa hijery film tsika

MANASA ANAO...Toerana : Ambanidia ( eo @ tsena no mivily Dia eo akaikin'ny fokontany)
03/09/2024

MANASA ANAO...
Toerana : Ambanidia ( eo @ tsena no mivily Dia eo akaikin'ny fokontany)

Address

CENTRE K-INNOVA/Ambanidia Volosarika/près Du Bureau Du Fokontany
Antananarivo
101

Opening Hours

Thursday 08:00 - 16:00
Saturday 14:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 11:30

Telephone

+261340895464

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Jesosy Fitiavana -Antananarivo - Foibe Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fiangonana Jesosy Fitiavana -Antananarivo - Foibe Mahajanga:

Share