Saino izay hiafarana

Saino izay hiafarana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Saino izay hiafarana, Religious Center, Antananarivo.

11/07/2023

Io ady nampianjera anao io ra hainao ny miarina @, amoka anao ho mpandresy sy hananao lesona vavao izany. Aza miady rery mazoto mivavaka, ny vavaka manova zavatra🌴.,

24/04/2021

Sao inty antso farany ho anao '!,MIBEBAHA,dieny mbola tsy tara

Mivavaha ka aza mitsahatra
06/08/2020

Mivavaha ka aza mitsahatra

03/05/2020

Mandalo izao fiainana izao fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay

30/04/2020

Fiadanan'Andriamanitra Ray ho @ anaran i Jesosy kristy Tompo

Address

Antananarivo
400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saino izay hiafarana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share