Tanora Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy - FNJK

Tanora Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy - FNJK Famonjena feno sy fiainam - baovao ho an'ny olona rehetra �


Asan'ny apostoly 2:38

Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy:MIBEBAHA ary aoka samy hatao BATISA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY hianareo ...
07/04/2024

Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy:MIBEBAHA ary aoka samy hatao BATISA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY hianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo ary hianareo handray ny fanomezana dia ny FANAHY MASINA. Ny voninahitra dia hoan'i JESOSY KRISTY ihany fa nisy 2 no vita BATISA TAMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY anio alahady 07 avril 2024 teto amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy. eto Ambanidia volosarika.

Fivorian'ny Pasteur sy ramatoa ato amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy eto Madagasikara.
05/04/2024

Fivorian'ny Pasteur sy ramatoa ato amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy eto Madagasikara.

25/12/2023

Faly miarahaba anareo nahatratra ny CHRISTMAS 2023 izay natao hahatsiarovana ny nahatongavan'i Jesosy Kristy tao amin'ny nofo fa tsy daty nahaterany ankory. Nanaiky ho tonga olona mba hamonjy ny olona rehetra. Miirary anao sy ny ankohonanao handray ny famonjena feno sy ny fiainam-baovao.

Asan'ny apostoly 2:38 " Mibebaha , ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo ...
04/11/2023

Asan'ny apostoly 2:38
" Mibebaha , ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo ,Ary ianareo handray ny fanomezana dia ny Fanahy Masina"

Ny voninahitra dia ho an'i Jesosy Kristy irery hatrany fa 03 no nandray ny Fanahy Masina sy vita batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy 🙏


Galatiana 3:27 Fa na iza hianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia mitafy an'i Kristy.  Ny voninahitra dia hoan'i JESO...
02/11/2023

Galatiana 3:27 Fa na iza hianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia mitafy an'i Kristy. Ny voninahitra dia hoan'i JESOSY KRISTY irery ihany fa nisy 3 no vita BATISA ary 4 no nandray ny FANAHY MASINA anio 02 novembre 2023 teto amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy eto Ambanidia.

Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy:MIBEBAHA ary aoka samy hatao BATISA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY hianareo ...
02/11/2023

Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy:MIBEBAHA ary aoka samy hatao BATISA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY hianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo ary hianareo handray ny fanomezana dia ny FANAHY MASINA. Ny voninahitra dia hoan'i Jesosy Kristy irery ihany fa nisy 1no vita BATISA TAMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY anio 01 novembre 2023 teto amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy eto Ambanidia.

An'i JESOSY KRISTY irery iany ny voninahitra 🥰Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy, MIBEBAHA ary aoka samy hatao ...
22/10/2023

An'i JESOSY KRISTY irery iany ny voninahitra 🥰
Asan'ny Apostoly 2:38 Ary hoy Petera taminy, MIBEBAHA ary aoka samy hatao BATISA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY hianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo ary hianareo handray ny fanomezana dia ny FANAHY MASINA. Ny voninahitra dia hoan'i JESOSY KRISTY irery hatrany fa nisy 5 no vita BATISA TAMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY ary 2 no nandray ny FANAHY MASINA anio alahady 22 octobre 2023 teto amin'ny Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy Ambanidia volosarika.

Marka 10 : 16. Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tanana taminy ka nitso-drano azy.Misaotra an'i JESOSY KRISTY fa nisy Te...
15/10/2023

Marka 10 : 16. Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tanana taminy ka nitso-drano azy.

Misaotra an'i JESOSY KRISTY fa nisy Telo ny Zaza voatolotra androany

25/09/2023

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Telephone

+261347236821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy - FNJK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Tanora Fiangonana Naorin'i Jesosy Kristy - FNJK:

Share