VAFF ho an'ny firenena

VAFF ho an'ny firenena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VAFF ho an'ny firenena, Religious organisation, Antananarivo.

24/09/2022

Mirary soa ireo promotion rehetra Ary miarahaba ireo vaovao hiditra

Nomena maripakasitrahana avy amin'ny Sampana fitoriana filazantsara Ispps ireo Ray amandreny ao amin'ny vondro-bavaka fa...
13/04/2022

Nomena maripakasitrahana avy amin'ny Sampana fitoriana filazantsara Ispps ireo Ray amandreny ao amin'ny vondro-bavaka faritra Atsimo Andrefana : zavadehibe ny fanamarihana ny faharoataona

Ireo namana manomana Fandaharana amin'ny radio Université
20/03/2022

Ireo namana manomana Fandaharana amin'ny radio Université

20/03/2022
Aza mitsahatra manohy mivavaka sy asa fampiraisana ho an'ny Firenena
11/03/2022

Aza mitsahatra manohy mivavaka sy asa fampiraisana ho an'ny Firenena

Maro isika taranaka aty aoriana no tsy mahalala ny tantaran'ny fifohazampanahy teto Madagasikara Indro atolotra atsika n...
23/02/2022

Maro isika taranaka aty aoriana no tsy mahalala ny tantaran'ny fifohazampanahy teto Madagasikara Indro atolotra atsika ny tantaran'ireo Ray aman-dreny lehibe nantsoin' i Jesosy hitory n'y filazantsara ho an'ny firenena🇲🇬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAFF ho an'ny firenena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share