FLM Anosibe Fampiraisana Ofisialy

FLM Anosibe Fampiraisana Ofisialy « Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan’Andriamanitra amin’ny Fanahy. »

Efesiana 2:22

Aza adinoina fa mihira isika anio folakandro miditra amin'ny 2 ora
29/08/2026

Aza adinoina fa mihira isika anio folakandro miditra amin'ny 2 ora

27/08/2026
Matio2819. koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra,👉 Anjarantsika FILEOVANA ANOSIBE  ny mihirà r...
27/08/2026

Matio28

19. koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra,

👉 Anjarantsika FILEOVANA ANOSIBE ny mihirà rahapitso Zoma miditra amin'ny 2 ora folakandro
hira mialohan'ny LAHATENY ary ny Sabotsy fotoan'ny ANTSAMPANAHY SY ANTSA MANGA manomboka amin'ny 5 ora hariva

Koa aza adinoina ary ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra 🙏

FLM SP AntaA N T A N A N A R I V O« koa mandehana hianareo,dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra »Matio 28 : 19aISAN-...
16/08/2026

FLM SP Anta
A N T A N A N A R I V O

« koa mandehana hianareo,
dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra »

Matio 28 : 19a

ISAN-TAONA SPANTA- XXV

📅 26 – 30 Aogositra 2026

📍 FILEOVANA TANJOMBATO

TOERANA :
ZONE FORELLO TANJOMBATO

FAMPIANARANA | TORITENY | VAVAKA | HIRA | FANKALAZANA

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Anosibe Fampiraisana Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share