OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina (ODAM)

OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina (ODAM) "Sitrako ny hihira lalandava ho anao ry Ray raha mbola ato amiko ny aina noraisiko avy aminao"

Chorale paroissiale de l'Eglise Catholique Romaine Saint Joseph Mahamasina - Antananarivo - Madagascar

08/12/2025

Tongava maro 🫶🏾🥰

www.youtube.com/Efa Misokatra ny Chaîne Youtube antsika koa manasa anareo hitsidika izany ary ao ihany koa no hahitana i...
29/07/2025

www.youtube.com/

Efa Misokatra ny Chaîne Youtube antsika koa manasa anareo hitsidika izany ary ao ihany koa no hahitana ireo sangan'asanay 🙏🏾🫶🏾🤍

Efa io ambony io ny lien 🇻🇦

Share your videos with friends, family, and the world

23/11/2024

Faly izahay manolotra anareo seho iray miavaka mitondra ny lohateny 🙏🏾TSARA NY MANKALAZA OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina (ODAM) 💙💛

19/03/2024

19 Marsa 😇⛪️

Ho Tanterahina ny sabotsy 02/09/2023 sy ny Alahady 03/09/2023 ny IVON'NY fankalazana ny faha   😇🙏🏾niorenan'ny ODAM. Ny s...
17/08/2023

Ho Tanterahina ny sabotsy 02/09/2023 sy ny Alahady 03/09/2023 ny IVON'NY fankalazana ny faha 😇🙏🏾niorenan'ny ODAM.
Ny sabotsy dia hisy fampiratiana miaraka @ conférence @ 2 ora, 🕑
ny alahady kosa Eokaristia Masina @ 7 ora maraina, koa hafaliana ho an'ny fiankaviamben'ny ODAM 💗ny manasa antsika namana sy havana Kristianina rehetra hiaraka iombom-bavaka aminay ho fotoana rehetra izany, misaotra lndrindra Tompoko
🎊🎉🎤🎹🎼
⛪️"Ianareo no fanasin'ny tany ,Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao" Md Mt 5; 13-14

10/05/2022

Bonjour
Ao anatin'ny fankalazana ny taon-jaobily faha 50 taona nihorenan'ny Onjandrafitra isika, ka faly izahay manasa anareo fianakavim-be n'ny ODAM ,fa hisy fitsangatsanganana eny Ambanintsena ny Alakamisy 26 Mai ho avy izao. Tsara raha fantatra mialoha ny fahafahanareo koa aza misalasala manantona ny birao.

19/03/2022

Ry josefa olo-marina🥰

Address

ECAR Street Joseph Mahamasina
Antananarivo
101

Telephone

+261346384048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina (ODAM) posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahamasina (ODAM):

Share