TicketEvent by SR

TicketEvent by SR Ticketevent
🎟️ Plateforme de vente de billets
🎶 Concerts • 🎭 Spectacles • 🎉 Événements
👉 Réserve simplement, vis l’émotion

12/01/2025

Miray taona zina antsika rehetra eo ambany fitahiana Tompo🌺 mirary fahasalamana ani ireo tsy salama rehetra🌺

14/10/2024

Ny tompo anie hitahy anao sy ny ankohonanao😇

30/08/2024

Misaotra anao izahay Ray noho ny fahasalamana nomenao anay🌺

11/08/2024

Tadidio fa tsy misy olana mitoetra izany.. manao ny asany ny fotoana.. ny fotoana mandamina ny zavatra rehetra🙏

10/08/2024

Ray o! Ianao no heriko🙏 Ianao no fialofako ary indrindra indrindra ianao no hiady ho ahy❤️

Ianao no hitantana ny fiainako sy ity asako ity🔱
25/05/2024

Ianao no hitantana ny fiainako sy ity asako ity🔱

24/03/2024

Mentioneo ny fianakavianao akaiky ny fonao❤️ hiaraka isika hirary soa azy❤️

Zarao teny tsara ny manodidina anao❤️ hizara tsodrano ny manodidina anao dia ho voatahy ianao❤️
16/02/2024

Zarao teny tsara ny manodidina anao❤️ hizara tsodrano ny manodidina anao dia ho voatahy ianao❤️

15/02/2024

Mivavaka izahay ho any ireo mandalo tsy fahasalamana rehetra🌹 ianao no tompony hery🌹

11/02/2024

Ray o! Ankiniko aminao ity orinasa keliko ity❤️ ianao anie hitatantana azy sy hampiroborobo azy🌹amen❤️❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261345394077

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TicketEvent by SR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share