Fitaizam-Panahy sy Fampianarana Kristiana

Fitaizam-Panahy sy Fampianarana Kristiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitaizam-Panahy sy Fampianarana Kristiana, Church of Christ, Joël Sylvain, Antananarivo.

22/03/2026

Avec Mad'Akanjo – Je fais désormais partie de ses super fans !

19/03/2026

Poziko avy naka karama 😂😂


19/03/2026

Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!
*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.
🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.

*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)

Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy

20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.

Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!

Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁

Indrana

19/03/2026

Salama daholo e 🙂

Misy resaka miparitaka momba ny fanovana vola eto Madagasikara, ka aleo hazavaina amin’ny fomba tsotra mba tsy hisy fifangaroan-kevitra.

👉 Ny tena izy dia: Mikasa hanao fanavaozana ny vola ny Banky Foibe, ka hampihena ny isa aseho amin’ny vola fotsiny.

❗ Midika izany fa: Tsy miova ny lanjan’ny vola, fa ny fomba fanoratana azy no havaozina.

📌 Raha tsorina: Ny 20.000 Ar taloha dia ho toy ny 1.000 Ar vaovao

Ny 10.000 Ar taloha dia ho 500 Ar vaovao
Ny 5.000 Ar dia ho 250 Ar vaovao, sns…

🛒 Ohatra mora azo: Raha mividy m**o 600 Ar ianao ankehitriny

➡️ ho lasa 30 Ar izany amin’ny vola vaovao
Taxi-be 600 Ar

➡️ mbola mitovy fa 30 Ar no soratra

💼 Ny karama koa: Raha 200.000 Ar ianao izao

➡️ ho lasa 10.000 Ar fotsiny ny soratra, fa mitovy ihany ny vidiny sy ny hery mividy

🚫 Koa aza mieritreritra hoe:
“Ho lasa manankarena aho rehefa miova ny vola fa Tsy izany mihitsy no izy, satria soloina fotsiny ny endrika fa tsy miampy ny vola.

✔️ Raha atao amin’ny teny tsotra: Fanamorana kajy sy fampiasana vola no tanjona, fa tsy fanovana ny harena.

08/02/2025

La ville de Bruxelles a inauguré cette statue en l'honneur de la star belge du cinéma d'action Jean-Claude Van Damme.

fans

08/02/2025
24/01/2025

HANAO AHOANA NY TOHINY?
⭕Tafapetraka amin'ny toerana ho ben'ny tanàna Rtoa Harilala Ramanantsoa taorian'ny fifidianana feno romoromo!
👉Ahoana ny fahitanao azy? Hanao ahoana ny tohiny? Hanao ahoana ny hoavin'Antananarivo?

Address

Joël Sylvain
Antananarivo
303

Telephone

+261347244682

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaizam-Panahy sy Fampianarana Kristiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fitaizam-Panahy sy Fampianarana Kristiana:

Share