Vondrona Mpanazava FLM Tanjombato

Vondrona Mpanazava FLM Tanjombato Ny vondrona Mpanazava FLM Tanjombato dia pejin'ny fikambanan'ny sampana telo mpanazava

"Ny fiadanako no omeko anareo"  JAONA 14: 27bMirary soa anareo ❤️❤️
29/08/2023

"Ny fiadanako no omeko anareo" JAONA 14: 27b
Mirary soa anareo ❤️❤️

"Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanah...
25/08/2023

"Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany." III JAONA 2
Joyeux anniversaire Sitraka ❤️❤️tahian'i Jesosy hatrany ise ❤️

"Jehovah hanome hery ny olony,Jehovah hitahy ny olony amin'ny fiadanana"Salamo 29:11Joyeux anniversaire Cheftaine Ando ,...
23/08/2023

"Jehovah hanome hery ny olony,Jehovah hitahy ny olony amin'ny fiadanana"Salamo 29:11
Joyeux anniversaire Cheftaine Ando ,mirary soa an'ise🎉

"Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy" OHABOLANA 15:20aJoyeux anniversaire Stessy 😘😘😘mitomboa fahendrena❤️❤️ hotahian'i Je...
22/08/2023

"Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy" OHABOLANA 15:20a
Joyeux anniversaire Stessy 😘😘😘mitomboa fahendrena❤️❤️ hotahian'i Jesosy hatrany
Mirary soa an'ise 😍
Donny Randrian

"Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia" Filipiana 4 :4Joyeux anniversaire Micha ❤️❤️ hambinina a...
01/08/2023

"Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia" Filipiana 4 :4
Joyeux anniversaire Micha ❤️❤️ hambinina amin'izay rehetra atao😘😘 mirary soa

"Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany" SALAMO 134:3Happy Birthday Niah💗✨ mirary soa an'ise...
29/07/2023

"Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany" SALAMO 134:3
Happy Birthday Niah💗✨ mirary soa an'ise🥳

"Sambatra izay olona mahita fahendrenaSy izay olona mahazo fahalalana" OHABOLANA 3:13Joyeux anniversaire Cheftaine Mendr...
26/07/2023

"Sambatra izay olona mahita fahendrena
Sy izay olona mahazo fahalalana" OHABOLANA 3:13
Joyeux anniversaire Cheftaine Mendrika Ralisamaroson 😍😍 hotahian'i Jesosy hatrany 💖💖💖Mirary soa an'ise 😘

"Homba anao sy hitahy anao Aho" Genesisy 26:3❤Faly miarahaba an'ny Filoha kelinay Esthèr Andrisoa ❤
03/07/2023

"Homba anao sy hitahy anao Aho"
Genesisy 26:3❤

Faly miarahaba an'ny Filoha kelinay Esthèr Andrisoa ❤

  💖
01/07/2023

💖

Mirary tontolo andro mahafinaritra e 💖💖💖
30/06/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra e 💖💖💖


29/06/2023



28/06/2023



Address

Tanjombato
Antananarivo
102

Telephone

+261345662745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrona Mpanazava FLM Tanjombato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share