Kristy Famonjena Andranovelona

Kristy Famonjena Andranovelona Asa 13:47 Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao

πŸŽΆπŸŽ‰πŸ₯³ J-2
28/08/2026

πŸŽΆπŸŽ‰πŸ₯³ J-2

πŸ™Œβ€πŸŽ‰ Ndao hiara-hifaly : hira gasy goavana miaraka @ Irak'Ny Filazantsara !!!πŸ‘‰ Tongava ary ny alahady 30 aogositra izao m...
26/08/2026

πŸ™Œβ€πŸŽ‰ Ndao hiara-hifaly : hira gasy goavana miaraka @ Irak'Ny Filazantsara !!!
πŸ‘‰ Tongava ary ny alahady 30 aogositra izao manomboka @ 2ora
β›ͺ Fiangonana Kristy Famonjena Andranovelona, RN4 Eau Vive akaikin'ny CEG
πŸ₯³ Tsy misy vidim-pidirana

πŸ“£πŸ•‘πŸŽ‰  J-1 ! Tongava soa daholo tompoko !
22/08/2026

πŸ“£πŸ•‘πŸŽ‰ J-1 ! Tongava soa daholo tompoko !

   Alahady 23 aogositra @2 ora,  Kristy Famonjena Andranovelona
14/08/2026


Alahady 23 aogositra @2 ora, Kristy Famonjena Andranovelona

Live video Β« Welcome Holy Spirit Β», Worship Forever.A/C:/Ny Avolaz...

πŸŽ‰πŸŽΆβ€ Fotoam-piderana in-droa miantaona !!!!πŸ‘‰ Fiderana & Fiankohofana miaraka  Sound ny Alahady 23 aogositra @2 ora tolaka...
12/08/2026

πŸŽ‰πŸŽΆβ€ Fotoam-piderana in-droa miantaona !!!!

πŸ‘‰ Fiderana & Fiankohofana miaraka Sound ny Alahady 23 aogositra @2 ora tolakandro
πŸ“£ Hira gasy ara-pilazantsara Goavana miaraka Irak'Ny Filazantsara ny Alahady 30 aogositra @2 ora tolakandro
β›ͺ Toerana : Fiangonana Kristy Famonjena Andranovelona (RN4) - Akaikin'ny CEG

Tongava soa daholo tompoko, maimaim-poana ny fidirana.

25/07/2026

Romana 8:38. Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, 39. na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

24/07/2026

Romana 8:37 Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika.

23/07/2026

Romana 8:35. Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?

21/07/2026

Romana 8:33. Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy. 34. Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika.

21/07/2026

Romana 8:32. Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kristy Famonjena Andranovelona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share