Fiangonana Jesosy Kristy Mahagaga

Fiangonana Jesosy Kristy Mahagaga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Jesosy Kristy Mahagaga, Religious Center, Antananarivo.

Akony Fotoana Alahady 22 Desambra 2024Niarahana t@ ireo tanora sy ny Ados ary ny sekoly alahady ny Fiangonan'i Jesosy Kr...
23/12/2024

Akony Fotoana Alahady 22 Desambra 2024

Niarahana t@ ireo tanora sy ny Ados ary ny sekoly alahady ny Fiangonan'i Jesosy Kristy Mahagaga.

Fotoana Mamy❤️

Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka. Tia anao Jesosy Kristy
21/12/2024

Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka.

Tia anao Jesosy Kristy

🔴Na dia ao anatin’ny lohasaha aloky ny fahafatesana (maizina indrindra) aza. Dia aza adino fa Jesosy Kristy dia mandeha ...
03/12/2024

🔴Na dia ao anatin’ny lohasaha aloky ny fahafatesana (maizina indrindra) aza.

Dia aza adino fa Jesosy Kristy dia mandeha eo anilantsika, mitarika antsika na amin’ny tafio-drivotra rehetra lalovan-tsika, eo izy miaraka aminao. Matokia ny heriny. 🌟

Fa mianina amin'izay anananareo ❤️Mahaiza mifaly amizay misy eo aminao.
22/11/2024

Fa mianina amin'izay anananareo ❤️

Mahaiza mifaly amizay misy eo aminao.

Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.Manasa anao ary fotoana izay hamangin'Andriamanitr...
19/11/2024

Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.

Manasa anao ary fotoana izay hamangin'Andriamanitra fiainanao.

Mbola misy Fanantenana ny fiainanao🫵

tongava-soa tompoko

Efa vita tombo-kavatsa eo an-Tanan'Andriamanitra ianao ❤️Tena tia anao izy🥰 sady malala eo imasony ianao❤️Jesosy   Mandr...
19/11/2024

Efa vita tombo-kavatsa eo an-Tanan'Andriamanitra ianao ❤️

Tena tia anao izy🥰 sady malala eo imasony ianao❤️

Jesosy Mandrakizay. ❤️

Mbola misy Fanantenana ny fiainanao 🫵

Manasa anao ampitiavanaMbola misy Fanantenana io fiainanao io.
30/10/2024

Manasa anao ampitiavana

Mbola misy Fanantenana io fiainanao io.

Teny manangana anio
27/08/2024

Teny manangana anio

Ohabolana 1:33Fa izay mihaino Ahy kosa hitoetra tsy manana ahiahy, Eny, handry fahizay izy ka tsy hatahotra ny ratsy.ala...
15/08/2024

Ohabolana 1:33
Fa izay mihaino Ahy kosa hitoetra tsy manana ahiahy, Eny, handry fahizay izy ka tsy hatahotra ny ratsy.

alakamisy 15 aogositra 2024.
Fiangonan'i Jesosy Kristy Mahagaga.

MANANA TENY HO ANAO AHO🫵Efa nahita olona nianjera tamin'ny bisikileta teo imason'ny be sy ny maro ve ianao🤔 ary tsy nety...
12/08/2024

MANANA TENY HO ANAO AHO🫵

Efa nahita olona nianjera tamin'ny bisikileta teo imason'ny be sy ny maro ve ianao🤔 ary tsy nety niarina noho ny henatry ny fianjerana?

Efa nahita olona nanapa-kevitra ny hidina ve ianao rehefa avy nianjera teny amin’ny toerana be olona? Tsia mazava ho azy.

Na iza na iza lavo dia mety ho marary.

Mety ho naratra avokoa izay lavo.

Na iza na iza lavo dia mety ho voarebireby na Menatra eo imason'ny olona rehetra.

fa aza mijanona! Mitsangàna miharena indray.

Tamin'ity taona ity ianao dia nety naratra, nety nanao fahadisoana.

Nanao safidy ratsy, na nandoa ny vokany mihintsy aza,
fa tsy maintsy MITSANGANA ianao ka Mandroso indray.

Enga anie tsy ny henatra noho ny fahalavoanao no hanakana anao🫵, hany ka tsy fantatrao intsony izay tokony hataonao.

Tsy misy olona maty satria nianjera izy.
Ireo izay maty dia noho izy ireo nisafidy ny hijanona.

Ny fahadisoana dia ianao nianjera nefa tsy mety hitsangana indray.

Miarena ka mitraka aza mifantoka amin'ny ratra ny fiainana sy ny fanesona ataony olona.

Mifantoha amin’Andriamanitra irery ka Mandrosoa indray.

Ohabolana 24:16
Fa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany;.

Mika 7:8
Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; Raha mitoetra ao amin'ny maizina aho, Dia Jehovah no fahazavana ho ahy.

Zarazarao ho any hafa raha sitrakao.

Mahereza sy Matanjaha

0345711493 / 0342379800

🔴Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana!🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fanenjehana!🔴Aoka ho mahatoky na dia eo az...
31/07/2024

🔴Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fanenjehana!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fanavakavahana!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fitaka!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fialonana!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny kolikoly!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny fahantrana!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny lamaody!

🔴Aoka ho mahatoky na dia eo aza ny faniriana!

🔴Aoka ianao ho mahatoky na dia mpitovo aza!

Manoloana ny toe-javatra rehetra aoka ho Mahatoky ianao.

ry rahalahy sy ranabavy malalako, aoka tsy hivadika amin’i Jesosy Kristy Mandrakizay isika!
Satria tsy nivadika na hatramin’ny fahafatesana i Jesosy Kristy no nahazoany ny anarana ambonin’ny anarana rehetra.

Mitoera ho Mahatoky.

Hebreo 12:2
mijery an'i Jesosy, Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra Izy.

Mahereza sy Matanjaha

Rehefa vita ny fotoam-bavaka, ny fanontaniana tokony apetran-tsika dia tsy hoe faly ve ny olona androany ? Fa tokony hoe...
30/07/2024

Rehefa vita ny fotoam-bavaka, ny fanontaniana tokony apetran-tsika dia tsy hoe faly ve ny olona androany ? Fa tokony hoe niova fo ho an'I Jesosy ve ny olona? Nandray an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany? Manaiky ho tarihin'ny Fanahy Masina ?

Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 12:00
Sunday 07:30 - 15:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Jesosy Kristy Mahagaga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share