06/08/2026
๐ "Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra"
Marka 16 : 15
๐ Misaotra an'Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soamantsara ny tafika masina notanterahina herinandro lasa teo tany FJKM Ambalahazo Herin'ny Finoana, SP Ambalavao Tsienimparihy.
โจ Hetsika fitoriana izay narahina seho fiderana ny alin'ny sabotsy ary nofaranana tamin'ny fanompom-pivavahana ny alahady maraina.
๐ Mankasitraka ireo rehetra nanampy sy nanohana ka nahatontosana izany asa fitoriana izany, mankasitraka ny ray aman-dreny SaFif
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra ๐๐